baskety be foana isaky ny Asabotsy hariva eto GENTILLY

1. bryant ( 20/08/2005 11:20)
Ho an'ireo namana tia manao baskety ka mipetraka eto @ région parisienne na eto paris dia tongava ao Gentilly isaky ny asabotsy hariva manomboka @ efatra ora tolakandro eo ho eo fa maro ny gasy manao basketball ao indrindra amin'izao été izao ny andro. Mahafinaritra ny ambiance sady manala azy no mimémé.(RER B direction ROBINSON na MASSY PALAISEAU midina GENTILLY ka maka tête de train)mivoaka @ ilay sortie dia eo @ ankavihanao misy fidinana be izay de manaraka an'iny foana ianao dia mahita ny terrain.
Tongava daholo fa aza misalasala e!:D
novalian'i fijo ny 01/09/2005 19:56
2. hery ( 21/08/2005 18:33)
Misaotra an'i bryant.

Kay misy an'izany dia lazain'ny sasany hoe miavona ny Gasy ao Paris...
3. fijo ( 22/08/2005 21:31)
misy ao daholo izany rahery an
4. bigup02002 ( 23/08/2005 11:01)
Efa manana équipe ve nareo any ry bryant?
Rahoviana no mba afaka ny hanao match amicale amin'ny bandy aty Dago?
5. fijo ( 23/08/2005 20:46)
rehefa mankany ko
6. deghany ( 30/08/2005 16:48)
mbola misy v zany zao? ho avy ao zay an!!:@
7. fijo ( 01/09/2005 19:56)
raha hi:@ dia avy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1324