Jeneraly

1. xxx ( 19/08/2005 09:29)
Efa nisy nahita an'le solon'i Jeneraly nihira ve? de ahoana ny fahitana azy?
novalian'i gasikam ny 30/09/2005 05:33
2. xxx ( 19/08/2005 09:59)
Tsy mamely le izy e! aleo ihany le taloha e!
3. fafa ( 19/08/2005 10:22)
ka iny efa maty ko!
4. sisie ( 19/08/2005 11:14)
mahavoa kosa rangah iny a! mahavita ny vitan'ny efa maty
5. hery ( 20/08/2005 10:23)
Aiza no misy hiran'izany? Mety ho azo ao amin'ny RVG ve?
6. fijo ( 22/08/2005 20:41)
vaovao indray izany le.
rahery an,ary toa vitsy hiran'i tselonina ao le
7. fafa ( 23/08/2005 06:08)
hery> eo ampanaovana enregistrement ny album ry zareo zao isika miresaka zao! fa tena mbola tsy misy aloha fa le taloha be no misy ka tsy haiko hoe mety ho azo sa tsia! any @ radio sasantsany no misy azy MaFM toa mandefa tsindraindray!
8. fijo ( 23/08/2005 19:54)
mba asio ihany ato e,ato anie izahay no mba hafaka mihaino hira gasy e
9. fafa ( 25/08/2005 07:33)
ka teneno ahy ny fomba anaovana azy ary sao vitako e!
10. chipie1 ( 25/08/2005 17:25)
kounga mou tsy ry johary no mihira ny jeneraly e ? sa misy hafa ndray zany ?
11. fijo ( 25/08/2005 20:21)
fafa an,manorata manokana any amin'i lanto,fa izy no misahana an'io.sady izy tsotra be
12. kantovavy ( 26/08/2005 14:13)
chipie1:

kounga mou tsy ry johary no mihira ny jeneraly e ? sa misy hafa ndray zany ?



an an an... ny tena namerina ilay groupe hoejeeraly dia ny musiciens tao ihany, fa nitady ankizy izy hihira...
13. sonwin ( 27/08/2005 10:16)
hay ve, dia misintona kel io mpisolo azy io sa...raha ts'izay mantsy ts hitovy tsara ilay haingam-panahy fa hisy banga kely
14. fijo ( 27/08/2005 21:34)
izay mihintsy ry zandry an.
15. fafa ( 02/09/2005 09:36)
sonwin> fa voatery hisintona foana kosa ve vao hisy aingam-panahy e!? misintona dôly zany ny artista sa...?
chipie1> nisy concours nokarakarain'le vadiny le Jeneraly maty iny de le bandy chanteur any io no lany de novelomina ndray le tarika zany zao!
16. nanourand ( 07/09/2005 00:42)
sonwin> fa voatery hisintona foana kosa ve vao hisy aingam-panahy e!? misintona dôly zany ny artista sa...?
chipie1> nisy concours nokarakarain'le vadiny le Jeneraly maty iny de le bandy chanteur any io no lany de novelomina ndray le tarika zany zao!


Misitona daholo ny "akamaroan" 'i Artista :°)
Fa ilay hoe, ny mpitendrin'i jeneraly, mety tsy ho izy rehetra kosa angamba satria raha maharaka tsara ingahy dia efa somary nisy ihany koa ny nanaraka an'i Lery! sy ny efa tsy afaka miverina mitendry intsony (noho ny antony ara-mpianakaviana ohatra).

17. fijo ( 07/09/2005 19:28)
tena mlety ho vita generaly izany ry zalahy ko
18. zakony ( 19/09/2005 13:27)
marina fa tsy hahasolo an jeneraly le kofa vaovao nefa aleo le velon toy izay le maty e.
manana mp3 an'ilay jeneraly taloha aho ao, raha ohatra ka oe azo atao ny mizara azy amin'ny fomba legal dia zaraiko...
19. gasikam ( 30/09/2005 05:33)
Mba mitady ny tononkiran'i Tselonina ilay misy hoe ianareo ry lé Jean eny @ digy no...misaotra mialoha ô!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1958