Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zama91 ( 18/08/2005 11:09)
Ny ampafa folonkarena sa rakotra fotsiny ihany
mba lasa ihany ny saina hoe ahoana ihany ity fitakia mbola any ampiangonana ity,dia aiza ilay finoana,tsy rakitra ve dia efa ampy ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 26/08/2005 13:38
hery ( 18/08/2005 09:49)
Nohavaozina ny takelaka
Araka ny hitantsika dia nohavaozina ny takelaka vetso.serasera.org izay misy ny tononkalo eto amin'ny serasera.org Mbola tsy tena tomombana izy io koa raha misy fanitsiana na sosokevitra tianareo hat... tohiny
novalian'i kally ny 19/08/2005 08:29
laila ( 18/08/2005 08:50)
soson-kevitra
formation ny mpikambana e... tohiny
novalian'i cocorie ny 19/08/2005 07:53
rdjr ( 17/08/2005 13:49)
Fampisehoana teny @ JUMBO SCORE
Tokony hiditra @ tena fahamatorana @ izay ny mpikarakara lanonana eto mada fa raha ireny tamin'ny faran'ny herinandro ireny no mitosy sy mbola hiseho dia ho ratsy endrika isika gasy. Angamba tsy hisy... tohiny
novalian'i mumu ny 03/10/2005 15:03
booboo ( 17/08/2005 13:47)
fahandro trondro
Alefaso aby ndray ny talentanareo @ io raha io :D Sady bôna bôna ihany ... tohiny
novalian'i booboo ny 23/11/2005 19:11
rdjr ( 17/08/2005 13:41)
jereo eto!
Ohatran'ny inona ny tena bandy tian'ny sipa e!? Dia ohatran'ny inona koa ny sipa tian'ny vehivavy? Amin'ny akapobeny fotsiny io an! Izaho manko izao mbola tena tsy mahalala ny tena hoe tena tia iza... tohiny
novalian'i deghany ny 08/09/2005 09:48
lanto ( 17/08/2005 12:43)
Izay nahafinaritra anao ?
Iza no mpanoratra mba mahafinaritra anao tao amin'ny vetso ? Ny antony ? Mba zarao aminay hoe sy izay tononkalo mba nanaitra e ! Azo atao koa hoe inona no tsy dia tianao tao :-) ... tohiny
Iriniaina ( 17/08/2005 11:34)
kaiamba
niverina nalaza indray le hira kaiamba refa betsaka ny nanavao azy , iza no mba tinareo aminizy ireny ? ... tohiny
novalian'i frijolito ny 02/02/2018 07:15
ainaheri ( 17/08/2005 10:30)
PATSA RAY TSY OMBY VAVA SA VOKATRY NY TSY FITANDREMANA?????
Tato ho ato dia matetika mianjerazera ny fiaramanidina mpitatitr'olona ka tao anatin'ny 1 volana dia 3 be zao no nianjera zay t@ kompania samy hafa!!... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 19:28
zefalah ( 16/08/2005 23:28)
le finoana e
ie..le hoe finoana..mialatsiny mialoa,fa zaho tsy hikritiky na anakiana..fa te halala kosa ny marina. ny Jesosy dia andriamanitra! marina zany ozy nareo ka Afaka lazainareo amiko ve hoe inona no ten... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:48
zefalah ( 16/08/2005 23:14)
Kristianina
maro ny olona milaza ny tenany fa hoe kristianina nefa na fiangonana aza tsy hidirany?eny na miditra fiangonana aza izy tsy hivavaka no aleany any. efa itany masoko roa reto zany tao @ eglise saint m... tohiny
novalian'i moi ny 26/08/2005 05:56
zefalah ( 16/08/2005 23:02)
fitiavana tena marina
maninona moa raha lay fitiavanareo mafana sy miroborobo io no atao hitiavanareo an"Andriamanitra? sa diso aho ra hilaza zany eto...maro mantsy reo olona te amono ny tenany mihintsy,satria misy tsy me... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2005 21:20
zefalah ( 16/08/2005 22:51)
bandy gasy
satria sika samy mahay daholo fa ny bandy gasy dia somary maditra,sika bandy gasy zany e..ary tsy bandy zany bandy tsy naditra zany. fa le tiako lazaina de zao...misy reo bandy mbola mirevy sy maditr... tohiny
zefalah ( 16/08/2005 22:39)
le hoe politika
mba afaka valinareo ve za raha antany anareo hoe:raovina i madagascar vao androso? de olona toa iza no mety ampandroso any madagascar?... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 21:23
diamondra27 ( 16/08/2005 19:19)
lainga
iza no mbola tsy nandainga? Dia ahoana no ahafantarana fa mandainga ny olona 1 en face-nao? misy karazany firy ny lainga?... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2005 21:14
Herinjaka ( 16/08/2005 11:11)
Ny kanto Malagasy
Tsara sy manana ny kantony ny Malagasy,nefa tsy mba hita izay lalana haleha entina hitondrana avo ireny kanto ireny,anisan'ny mampalaza sy mampandroso sy firenena iray ny kanto,maro ny azo lazaina ho ... tohiny
novalian'i fasaly ny 17/08/2005 16:26
ainaheri ( 16/08/2005 10:59)
Hiverina any dago i deba!!!!!
Alohan'ity faran'ny taona ity no ahatongavany!!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:11
lilbon ( 16/08/2005 04:27)
experiences
Mba te ahafantatra ny tenako we! nareo lehilahy ve efa mba nolavin'ny sipa refa nikôty azy ?de ahoana no fihetsem-ponareo ? ... tohiny
novalian'i fasaly ny 20/09/2005 19:54
akamatiana ( 15/08/2005 23:54)
fa maninn kay???
Fa houn waaa mbo lasa ihany ny saiko, refa misy oul 2 mifampiresaka lahy sy vavy io , de maninn ilay 1 (matetika ny lahy fona )no miteny an ambadika any weee tara aminy l sipa na zakany , ra vo mba ... tohiny
sariaka91 ( 15/08/2005 22:51)
gasy mandalo dia mitaky hoe meo, meo meo
Nandray vahiny izahay afak'omaly. Olona mivady efa retirety izay, 15 taona no nifankahitanay farany. Nampiatranoinay ry zareo 1 alina fa aterina any roissy ny ampitso. Vao tafiditra ny trano ilay rama... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.0068