Hiverina any dago i deba!!!!!
1. ainaheri
(
16/08/2005 10:59)
Alohan'ity faran'ny taona ity no ahatongavany!!!!
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:11
2. eh
(
16/08/2005 11:41)
tongavasoa eto an-tanindrazana ê! nahoana moa no tsy hafaka hody? olona efa soir b iny inona indray no mbola handrandraina aminy eo?
3. ainaheri
(
16/08/2005 13:04)
araka ny filazan'ny mpanao gazety iray ao zay dia salama tsara izy ary afaka mitondra fiara sy mitondra ny fianakaviany mitsangatsangana ao @ zaridainan'ny parisy!!!
4. kally
(
16/08/2005 13:19)
Volana août ohatr'izao,14 taona lasa ve izay sa firy? No namonoany zanak'olona be dia be, ary ny namonoany an-kolaka ny Malagasy firifiry, ahoana? Hiverina hanefa ny saziny?
5. nekena
(
16/08/2005 13:23)
ainaheri:
Alohan'ity faran'ny taona ity no ahatongavany!!!!
fa iza ko ty deba ??????????????!fa tsy fantaro . hayyyyyyy haiko i ian ve ?
7. Mifenty
(
16/08/2005 14:09)
de maninn kosa néfa izy ra oe hanao vacs kely any e.
Mba mahaiza mamela heloka ry reto fa kristiana iany ny tena ah.
sady zé tsy nanota taminareo kou né hono no aoka hitoraka blog e.
8. fasaly
(
16/08/2005 14:25)
ka izy anie nanota be loatra ka tsara mifafa ny kihony e!
en fomre tsara izy zao mody any fa ny fitsaboana tena koa zao taty mangony fotsiny, fa toa tsy mahazo manadray anjara amin'ny resaka politi tsony hono kou! inactif zany! normalement tokony hosaziana hanao travaux forcé! re deba, asa aiza no hivantana angaha???

10. ainaheri
(
16/08/2005 15:08)
Zay anie ny tena nalean'i chirac tany dago iny ee
nandamina izay resaka zay,d itanareo nomena fahafahana madiodio ny pdsn'ny mahajanga zay anisan'ny voarohirohy t@'iny afera iny,zay nidirany 3 taona tao amponja fotsiny,nefa ny fitsarana sasany mbola tsy vita,ingahy kotity zay nanao habibiana
t@ iny faritra avaratra iny zay nigadra tao tsiafahy
zao nalefa any diego fa any hono no tsaraina,izany akory amiko tsy midika we ao Tana ihany tokony hitsarana azy fa raha olona otr'ireny tsy tokony avela baranahiny otr'zany,dia hoy aho we aza mba matimaty ataon'ol tohatra fiakarana zany fa refa mahazo seza izy tsy rarahiny ianao!!!!

12. zama91
(
16/08/2005 16:21)
Malalaka ny lalana mankany dago ,sady mba mety ahazo famotsara keloka ihany angamba izy matoa ho avy,mahamenatra anie izany hoe aty fance no fialokafofany filoha taloha,fa maninona no tsy any tamatave ohatra ?
13. fasaly
(
16/08/2005 16:48)
ka zara aza nisy an'i france nialokalofana fa raha tsy izany efa matin'ny olona kou!
14. zama91
(
16/08/2005 17:43)
dia ahoana ilay hoe aza mamono olona,na mamaly ratsy ny ratsy,marina fa nahavita heloka betsaka izy nefa kosa aoka izay tsy nanota tamin'ireo mpanao politika ireo no hito ra bato azy
15. fasaly
(
16/08/2005 18:33)
ka ny vahoaka no nanenjika namono azy anie raha nijanona tany izy tamzany fotoana e!
tsy ny mpanao politik ihany.....
tsy ny mpanao politik ihany.....
16. fijo
(
16/08/2005 22:40)
za koa aloha gaga nahita io resaka io tamin'ny gazety e.tena mazava fa i chi chi no nandamina an'io tany,izay le vazaha e
17. gernico
(
17/08/2005 09:30)
raha za alo de misy tokony avela misy ko tsy azo leferina mintsy de toa ny an'io deba deba resahinareo io zany !
efa hita fa kary ve de mbola atao hoe saka indray ?
ASIO SAINA TSARA RE NY LOHA FA AZA DE ........
efa hita fa kary ve de mbola atao hoe saka indray ?
ASIO SAINA TSARA RE NY LOHA FA AZA DE ........