Hiverina any dago i deba!!!!!
21. fijo
(
17/08/2005 21:03)
grenico,za koa dia toa anao,misy azo leferina,fa raha ry ratsiraka sy ry kotity kosa tsy tokony hamilana izany mihintsy.
22. ravatorano
(
18/08/2005 06:54)
amiko ireto no olona tokony tsy afamiala amin ireny korotana b irerny d i deba,tsaranazy,kotity,merci,direo rasill nanapoaka tetezana izay voaporofo ny fandraisany anjara.
noho izany i deba d tokony raisipotsiny raha vao mody eo na antitra b aza atao toa an Ingahy pinossé eh inn no olana:twisted:
noho izany i deba d tokony raisipotsiny raha vao mody eo na antitra b aza atao toa an Ingahy pinossé eh inn no olana:twisted:
23. kally
(
18/08/2005 07:23)
Avelao izy hody hanefa ny saziny dia alaivo daholo izay vola sy harena amin'ny anarany fa an'ny Malagasy ireny no nalainy dia gadrao izy hanao asa an-terivozona mandra-pahafatiny.
24. babalahy
(
18/08/2005 10:27)
Sao de harary fo amin izany eo anao ry havana fa politique io ko.Ry zareo mpanao politika ihany no mahafantatra izany satria isika mora marary fo sa ahoana ry namana?
25. ainaheri
(
18/08/2005 11:53)
Arakaraka ny vinavinan'ny mpanao gazety dia efa lany vatsy ny mpitsoaponenana aty andafy ireny,ary betsaka no efa saika hody fa matahotra ny ho raisimpotsiny refa tonga any dago,d i chichi sisa no nandamina ny afera sady manamaivana ny fireneny ko ra mody any reo.
d ra za i ra8 ekeko antsitrapo d refa tonga aty gadraiko doly
d ra za i ra8 ekeko antsitrapo d refa tonga aty gadraiko doly
26. hps
(
18/08/2005 19:16)
Faly be aloha za raha mody aty dago lery @ izay mba mitombo ny projetn-Dra-8 @ ilay pôlitikan'ny tai-dronono mandroatra ilay vao mandalo tanana iray de ananganana trano 60/23m2 tonga dia milay be ny tanana,fa ny mampanahy dia sao raikitahotra ra-8 ka ampiditra am-ponja avy hatrany vao midina eny ivato ny deba:-P
27. fijo
(
18/08/2005 21:26)
ka iny koa anie efa nomelohan'ny fitsarana gasy e.ny tsara aminy izany raha vao tonga dia ny manefa nysaziny aloha.
29. majakely
(
19/08/2005 10:47)
Fa hitako misy fahamarinany ihany ny an'i hps satria mety hampivoatra haingana an'i madagascar ny fahitan-dra-8 azy ,satria fifaninana ilay izy ! Ra-8 afaka maneho tsara fa tena mahavita be tokoa !!!:)
30. hps
(
19/08/2005 20:39)
toa ohatran'ny lasa vinany fotsiny ange tsika,fa teraka ihany izay tsy hoteraka ao @ ra-8, satria raha hanasazy avy hatrany matahotra ny mety ho fipôkany @ firenen-dehibe manampy any dago oh:France,tsy hanasazy indray mati-kenamasom-bahoaka @ valim-pitsarana navoaka hany ka lasa @ ohab.hoe:"handroso maty raibe,hihemotra maty renibe!"nakoa hoe:"mamono biby tsy mahafaty ka hifoteran'ny rambony":miam::-$
31. pablo
(
19/08/2005 21:00)
Mbola ho tonga zaho ry zalahy fa aza taitsy nareo fa mbola manangona tetika matipaika.
32. hps
(
20/08/2005 18:56)
fijo:
ka iny koa anie efa nomelohan'ny fitsarana gasy e.ny tsara aminy izany raha vao tonga dia ny manefa nysaziny aloha.
Ka le izy anie ry fijo toa Fitsarana @ antota-ttasy fotsiny fampandriana adrisa aloha amiko,ary toa fandaminana saim-bahoaka fotsiny eh!:-P
33. fijo
(
22/08/2005 22:37)
hps an,rehefa tsy eo ny voapanga an,dia tsaraina araka ny taratasy lazainao ny olona,
singy io didimpitsarana ,mivoaka eo io,raha toa ka miverina ilay olona,dia hafaka mangataka ny hamerenana io fitsarana azy io,ary hafaka manatrika izy amin'izay.ka azy ny safidy,na hanaraka ilay didy efa nivoaka,na hangataka famerenana ny fitsarana azy.
singy io didimpitsarana ,mivoaka eo io,raha toa ka miverina ilay olona,dia hafaka mangataka ny hamerenana io fitsarana azy io,ary hafaka manatrika izy amin'izay.ka azy ny safidy,na hanaraka ilay didy efa nivoaka,na hangataka famerenana ny fitsarana azy.
34. hps
(
23/08/2005 19:49)
Tsy any @ izany no maha-maika izao fa ny ampidinana ny farim-piainan'ny vahok.Malagasy izay efa tsy laitra intsony aty Dago,@ izao ntsika miteny izao ange efa manomana ny rentrée ny mpianatra aty ka misavoritaka ny lohan'ny manan-janaka rehetra.Tsy hita akory izay fanampian'ny Fitondrana lazaina etsy sy eroa.
35. fijo
(
23/08/2005 21:54)
aza miandry fitondrana foana e.fantatra fa tany mahantra i madagasikara,ka aza miantehatra amin'izany.
36. Herimiafina
(
24/08/2005 20:26)
Mahafaly raha tena miverina tokoa ileiry. Amin'izay mihena ny dépense saika handefasana any France sy hanakaramana ilay bandy sniper iray izay le....
37. Herimiafina
(
24/08/2005 20:28)
Ndé mba hamono olona koa aho fa toa mamela heloka be daholo nareo zany, dia aza adino aho rehefa hiverina hody any Dago koa avy eo an.
