Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lilbon, milahatra araka ny daty
lilbon ( 17/02/2006 05:06)
tia ve zany?
Ianao, ilay masoandro mibaliaka manazava ny marainako:D Ianao, ilay vain'afo mipariaka manafana ny fiainako:) ianao, ilay mpanjakako ametrahako ny fitiavako(l) ka ianao, no fihiniko sy antenaik... tohiny
novalian'i xxx ny 27/06/2007 11:38
lilbon ( 06/09/2005 12:17)
inn no atao???
inona no atao rehefa mifankatia kay? inona no hampisehoana fitiavana ?de ahoana ?? toa ....? ... tohiny
novalian'i hesham ny 23/09/2005 06:54
lilbon ( 06/09/2005 12:16)
manahirana ny mitia
hono wa manahirana ve ny mitia e! atao ahoana no mampiseho fa tia refa tia fa toa heverin'ny sasany fa tsy tia akory anefa efa mamboraka fitia tsotra izao kle ?... tohiny
novalian'i valie ny 27/09/2005 09:38
lilbon ( 16/08/2005 04:27)
experiences
Mba te ahafantatra ny tenako we! nareo lehilahy ve efa mba nolavin'ny sipa refa nikôty azy ?de ahoana no fihetsem-ponareo ? ... tohiny
novalian'i fasaly ny 20/09/2005 19:54
lilbon ( 18/07/2005 13:18)
ahoana no fisehon'ny fitiavan-tena
hono wa amintsika inona mou le fitiavan-tena ? de ahoana no atao we fitiavan-tena ?... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/07/2005 17:54
lilbon ( 18/07/2005 13:18)
ahoana no fisehon'ny fitiavan-tena
hono wa amintsika inona mou le fitiavan-tena ? de ahoana no atao we fitiavan-tena ?... tohiny
lilbon ( 07/07/2005 05:41)
ny lalàna momba ny asa
mba nanitikitika ahy ihany ! ny fipetraky ny inspection du travail @fisondrotan-karaman'ny mpiasa tsy voaraky ny mpampiasa ao @orinasa sasany ! inona no article azo jerena izany ?... tohiny
novalian'i fijo ny 13/09/2005 22:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314