ahoana no fisehon'ny fitiavan-tena

1. lilbon ( 18/07/2005 13:18)
hono wa amintsika inona mou le fitiavan-tena ?
de ahoana no atao we fitiavan-tena ?
novalian'i Veloo ny 26/07/2005 17:54
2. lilbon ( 18/07/2005 13:23)
ity misy zavatra tsikaritra!
misy olona dia miteny anao hanaja ny hafa !
azo ekena tsiss ady hevitra mintss zany
saingy mahagaga fa hevitra matetika mifono hafetsena le fitenenana !zany we tadiabvina guide-ny amin'ny fombany ny fihetsikao ?
de mampanotany tena we fa maninn no baikona ny oll hanraka ny zavatra tianao?nefa hitany fa tsy mety amin'ny tenany zany ?

3. lilbon ( 18/07/2005 13:28)
nisy resaka nandeha tao am-piasana in1 andro
olona 5 teo ho eo no niady hevitra!
de raikitra ny fifanolanana fa ny 1 hono tezitra amin'ny iray fa manao teny ankolaka le 1 fa tsy direct refa miteny .
de ny oll 1 ndray mamaly hoe ka matoa za miteny ankolaka de fantako fa misy tsy mazaka le direct!
refa zany dia namoaka fepetra le iray we ka rehefa ato am-piasana de tokony ho direct!
de hoz za aneritreritra we iza no tokony harahina amin'izy 2 !ary fa maninn no we refa ato am-piasana de tokony ho direct na tsia ????
4. lilbon ( 18/07/2005 13:28)
zay le tantara e??????
5. fasaly ( 18/07/2005 13:57)
ny fitavantena amiko de ny azy ihany no fantany, ny azy ihany no ao andohany sy ao antsainy ao, tsy misy ny reciprok,
fa lay ote-javatra mitranga any ampiasàna matetika de tsy maintsy misy foana ny mizahozaho e! tsy maintsy misy foana ny miezaka ho ambonimbony ny iray, tsy maintsy misy foana ny mi domine sns...
ka mba tsy hanana prblem de eviter-na faran'izay minum ireny olona ireny fa manimba ny rivotra iainana fotsiny, ny asa no atao tsara de basta...
6. zefalah ( 18/07/2005 23:28)
fasaly>marina zany!
le hoe resaka fitiava-tena alo amiko manokana dia ny.
tsy fifanapiana,zany hoe"refa misy zavatra hilainy aminao dia ainy tsara ny mandondona ny varavaranao.
fa refa enao kosa no sahirana kely ,dia miala ala izy
ny olona refa manao an'zany dia elao pa ! fa tsy anao raha!
le resaka any ampiasana! marina ny any ra fasaly.
nenarany koa aza marina ko fasaly..:-D
hoe ny asa atao de vita..aza miditra amin'ny fiainan'olona..nenao atao tsara de rava ny bola.
7. ravatorano ( 19/07/2005 06:00)
fitiavatena defa za rery letsy zany ralilbon ah
manapoinss rery , mirevy rery ;manjaka ny hoe zà rery eh fa tsisy mihitsy ny hoe ho antsika na ho anareo indrindra fa ny hoe ho anay hihihihi
kozy eh
marina kozin elah zefalah fa tsisy akanampy izany ny fitiavan tena , anatona'ireo tia tena ianao rehefa avec fa raha tsianabany d miapa ry zalah.:oops::evil::evil::twisted::twisted::twisted:
8. fasaly ( 19/07/2005 06:05)
ié! marina daholy zany...
9. pika ( 19/07/2005 09:14)
tsy afaka hitia ny hafa kosa aloha ianao raha tsy mba tia ny tenanao aloha e je aloha vao tu
na izany aza hoy ny ... tiavo ny namanao toy ny itiavanao ny tenanao
ny tia tena dia rehefa tsy mahay mandanjalanja ny tombotsoan'ny tenany sy ny ho an'ny namany tokony ho mitovy
10. lydie ( 25/07/2005 15:27)
lilbon:

ity misy zavatra tsikaritra!
misy olona dia miteny anao hanaja ny hafa !
azo ekena tsiss ady hevitra mintss zany
saingy mahagaga fa hevitra matetika mifono hafetsena le fitenenana !zany we tadiabvina guide-ny amin'ny fombany ny fihetsikao ?
de mampanotany tena we fa maninn no baikona ny oll hanraka ny zavatra tianao?nefa hitany fa tsy mety amin'ny tenany zany ?







amiko alo de zany no atao oe fitiavatena de otra ny zanie satry ny azy iany no fantany fa tsy mahafantatra ny sasany izy tsimety mihintse
11. ninou ( 25/07/2005 19:53)

marina daholo izany ,fa ny ahy kosa dia hoe rehefa tsy tianao atao aminao dia aza atao aman' olona koa ^:^:(l)

12. chipie1 ( 26/07/2005 08:30)
ka iza no tsy tia ny tenany :?:
13. booboo ( 26/07/2005 09:58)
eny ôa ?
14. Veloo ( 26/07/2005 17:54)
:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2295