experiences

1. lilbon ( 16/08/2005 04:27)
Mba te ahafantatra ny tenako we!
nareo lehilahy ve efa mba nolavin'ny sipa refa nikôty azy ?de ahoana no fihetsem-ponareo ?
novalian'i fasaly ny 20/09/2005 19:54
2. lilbon ( 16/08/2005 04:31)
saika hadinoko we !
ary ny vehivavy koa!
rehefa misy le bandy tena tianareo reny ka mba andrasanareo mba hamboraka ny fitiavany aminareo ,ka tsy manao an'zany mintss ?mbô misy ve nareo afaka miteny ny experiences nareo eto?
misaotra mialoha !
3. fasaly ( 16/08/2005 05:33)
izaho efa sedra izany, tiko be nedala, izy kou otran'ny mikoty fa tsy sahy mandeha jusqu'au bout! de farany nanoratako tts, fa inona akory sady tsy namaly izy no izaho tsy sahy nijery azy tsony, tena marina io an! efa taloha tamin'ny classe de 2nd tany,
misy ny lehilahy dia tena sarokenatra mintsy e! de tant pis!:cry::cry::cry:
4. lilbon ( 16/08/2005 05:50)
ka izao tokotrany anie e!
am'zao fotoana zao le mikôty sipa toa sarotra be zany !
fa in1-1 enao mihevitra we misy siii mba mety ho mirevy anao nefa avy eo de enao ndray no ataony wainn !hihihi
5. naritsimba ( 16/08/2005 06:22)
lilbon> zà lety raha mikôty sipa zany indray mandeha tsy miverina fa raha vao ataon'là matetika ny fikôtiana azy de izy njay no miseho milay,
fasaly> zà ange andramana e hihihihihihihi ho hitanao ny valiny
6. xxx ( 16/08/2005 08:07)
Ny an'i da mopra de exper hafa . Ny anahko njay de izay sipa nokaotiko de tsy mbola nisy nanda , satria tsy sahiko ny mamboraka ny fitiavako azy raha tsy efa tena sur izahoko fa hanaiky izy ,Hitako mantsy le bandy namako izay de tena saika adala raha vao nandiso fanantenana azy le sipa nokaotiny ...........


7. loloniary ( 16/08/2005 10:45)
Rehefa tsy hikoty izy nefa tiako de andrasako eo fa tsy hiteny zany za! Mety hiseho @ alalan'ny fihetsiko nge le fitiavana de fantany ihany avy eo

naritsimba> Rehefa tia izy tsy miseho milay zany fa zay ary no nandrasany

Zavatra 2 no mety hiseho :
1/ na samy tsy sahy miteny zahay fa samy tia anefa
2/ na tsy tia ahy mihitsy izy
8. eh ( 16/08/2005 12:13)
ny ahy tonga d teneniko rehefa mahafinaritra ahy ary tsy mbola nisy nanda ! koa zavatra sipa no miteny fa tsy bandy! fa betsaka no matahotra! d miafiafy! za indray no misalasala avy eo!!!
9. xxx ( 16/08/2005 13:07)
raha tsy lavin'ny sipa mihintsy ve isaky hikaoty ry libon tsy efa hipoka ny trano na goaka be ny paosy ?
Fombam-piainana ny misy mandà ka tsy tokony ahamenatra. Ny ahy ataoko lesona hi-rectifier-na ny tir manaraka. hahahaha
10. zefalah ( 16/08/2005 13:53)
za alo matetika mintsy e...tsy te iaraka aminao zaho.
zaho no matetika azoko @ sipa..na ko teny akolaka hoe za efa misy mpanana...de marary ny fo fa de miaratrie
11. fasaly ( 16/08/2005 13:53)
libon:
fangah toi saro-kenatsa mintsy refa mikoty sipa, ataovy eo aza fa ho taraiky eo!
ny an'i sipa lay sahisahy ireny no tiany kou!
naritsimba : marina ve zany? ao fa alefako koa aza ny episitily e! tandremo aza sao menatsa be eo ka tsy hamaly ahy kou!
12. fijo ( 16/08/2005 21:34)
za moa virja ka tsy aiko izany resaka izany e
13. fasaly ( 17/08/2005 05:25)
fijo::-$:-$:-$
mangina fotsiny ihany e! na virja aza isika anie tsy hoe tsy afaka mikoty na kotiana e!
mody atao hoe mahay foana tsika e!
14. cocorie ( 17/08/2005 14:56)
:oops::{
15. fijo ( 17/08/2005 20:47)
cocorie an,mba kotio moa aho e.
16. cocorie ( 18/08/2005 06:43)
combien ary elà? de mahazo miady varotra ve fa za malagasy tsy maintsy miady varotra
17. kally ( 18/08/2005 07:21)
Ary mifamboamboatra ato daholo an!
18. lilbon ( 18/08/2005 13:09)
ka zao anie !ny zavatra hitako de we!:?::?:
za alou tsy tonga de le mpikôty be reny fa le sii mba jereko fa mety misy mba irika kely no kôtiko:oops: nefa avy eo hôtry ny vôfitaka njay fa:/tsy mety njay hono fa efa manana izy de mieritreritra zany za we tsy tokony hi -insiste :(avy eo njay le sipa miteny fa za njay hono no niala pà nefa izy hanontaniana manao tsia !:roll::roll:
tena tsy azoko !hahaha:!::arrow::?:
19. fasaly ( 18/08/2005 16:16)
libon:
izy efa tia no manao izany fa mody mampifila e! rehefa mampifila toy izay le sipa wa de tia fa tsy te hampiseho fotsiny hoe love be e!
20. fijo ( 18/08/2005 20:48)
kally an,ka efaato ihany ve dia hitady hafa indray e.ndroky koa dia mba raha .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1115