experiences
21. avana
(
19/08/2005 08:28)
Ny sipa (na lelahy) refa mampifila d ampifilao ko! aza miteny we "ka enao nge tiko fôna e! andrasako fôna sns"... arakaraky ny iangotinao aminy eo no vô maika anitsahany anao!
23. cocorie
(
19/08/2005 14:44)
fijo a! za aza efa nideclare amour tamilà toa tsy tsapan'elà sa mamaly mivantana @ le fanontanian'i lilbon elà hoe mapifila. iaretako eto iany alo e! hita eo ze tohiny
24. hps
(
20/08/2005 19:14)
za indray aloha any @ ilay sakafo-maso no tena haingana, ka raha lanin'ny masoko tonga dia vita hoazy ny manaraka;fa tsy misy resaka demagogie:roll:
27. Veloo
(
22/08/2005 18:07)
o ry reto a inona kay ny dikan'ny mapifilafila amin'ny teny frantsay?
Za mbola tsy azon'izay aloha e ny bandy moa no mikoty dia resahiko ary rehefa tsy tiko dia ataoko namana fotsiny efa hifanarahana avy eo....
Za mbola tsy azon'izay aloha e ny bandy moa no mikoty dia resahiko ary rehefa tsy tiko dia ataoko namana fotsiny efa hifanarahana avy eo....
29. lilbon
(
06/09/2005 12:11)
kay kay nisy vokatra iny hevitra iray iny
fa misaotra ny mpanakalo hevitra!
fa misaotra ny mpanakalo hevitra!
30. bainakely
(
12/09/2005 10:05)
lilbon:
Mba te ahafantatra ny tenako we!
nareo lehilahy ve efa mba nolavin'ny sipa refa nikôty azy ?de ahoana no fihetsem-ponareo ?
hihi:-D omoureux ndray tena an :-D
33. fasaly
(
20/09/2005 19:54)
libon:
ahoana ndray io olona mi tena tena andry io e! nareo kosa angamba amoureux kou!
ahoana ndray io olona mi tena tena andry io e! nareo kosa angamba amoureux kou!
