ny lalàna momba ny asa

1. lilbon ( 07/07/2005 05:41)
mba nanitikitika ahy ihany !
ny fipetraky ny inspection du travail @fisondrotan-karaman'ny mpiasa tsy voaraky ny mpampiasa ao @orinasa sasany !
inona no article azo jerena izany ?
novalian'i fijo ny 13/09/2005 22:18
2. pika ( 07/07/2005 09:19)
ny article aloha tsy ary dia tena haiko ry lilbon fa ny fijerevan'ny mpampiasa tavan'olona no betsaka a
rehefa tsy mahavita miteny na mangataka sy misolelaka dia efa eo ianao no raisina e
ary ny zavatra miseho matetika anefa dia ny efa manana ny be aza no tsy manao ny asa sahaza .... ny kely dia hummmm na mitovy aza ny asa misy ihany ny .....
3. lo ( 07/07/2005 11:31)
raha ny fahalalako azy dia tsy misy ilay article (mety ho diso za fa verifier-o iany aloha), fa raha misy ny convention collective entre mpiasa sy mpampiasa d any no fiadivana azy.
4. hery ( 08/07/2005 09:41)
matetika koa ny resaka syndicat no tokony amafisina sy hakAna hevitra. Matahotra an'io ihany ny mpampiasa matetika.
5. xxx ( 13/07/2005 10:42)
Ny fisondrotry ny karama ange dia manaraka ny valeur de point d'indice e , tamin'ny farany teo izao dia 1,334 io , ka raha tsy io no ampiharina any aminareo dia asaivo jeren'ny délégué e
6. fijo ( 19/07/2005 21:40)
ny fisondrotry ny karama dia tokony hisoratra eo amin'ny taratasin karama.hita eo hoe izao ny karama isa 'ora.ka raha toa io tsy mifanaraka amin'ny tokony ho izy dia io taratasy io no entina any amin'ny inspection.
7. pika ( 13/09/2005 04:53)
koa ny olana matetika raha misy oul sahy mitondra atsy sy eroa rehefa avy eo dia aza miomana @ .... hainareo ihany e
8. fijo ( 13/09/2005 22:18)
ka rehefa sahy mamaly ianao,tsy sahy mannona izy.raha manao toetra rasty,avy dia atao izay ahazoana porofo dia ampiakaro indray e.rehefa atahorany ianao,ajainy ny farany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1485