Amiko aloha dia ny olona tsy mahalala afatsy ny tenany,ary misy lafiny maro ny endrika hitiavantena,
ka zay no mahatonga ny sasany maneho lay fitenenana
we ADALA ZAY TSY TIA NY TENANY
amiko fomba fiteny fotsiny iny sy oha-pitenenana, fa ny tia tena de olona tsy mahalala afa tsy ny tenany, ny tenany ihany tsy mieritreritra ny an'i olona mintsy, tsy mba hifampizara fa dia ny ho ahy ho ahy foana.