ahoana no fisehon'ny fitiavan-tena
1. lilbon
(
18/07/2005 13:18)
hono wa amintsika inona mou le fitiavan-tena ?
de ahoana no atao we fitiavan-tena ?
de ahoana no atao we fitiavan-tena ?
novalian'i ravatorano ny 19/07/2005 05:56
2. ainaheri
(
18/07/2005 13:22)
Amiko aloha dia ny olona tsy mahalala afatsy ny tenany,ary misy lafiny maro ny endrika hitiavantena,
ka zay no mahatonga ny sasany maneho lay fitenenana
we ADALA ZAY TSY TIA NY TENANY
ka zay no mahatonga ny sasany maneho lay fitenenana
we ADALA ZAY TSY TIA NY TENANY
4. fasaly
(
18/07/2005 13:59)
amiko fomba fiteny fotsiny iny sy oha-pitenenana, fa ny tia tena de olona tsy mahalala afa tsy ny tenany, ny tenany ihany tsy mieritreritra ny an'i olona mintsy, tsy mba hifampizara fa dia ny ho ahy ho ahy foana.
5. ravatorano
(
19/07/2005 05:56)
io ray ray aman dreny lilbon dia tahakizao no faitako azy ny fitiava tena dia tia kely aloha d tia b d tia tena amin ny lafiny rehetra.:}
