manahirana ny mitia
1. lilbon
(
06/09/2005 12:16)
hono wa manahirana ve ny mitia e!
atao ahoana no mampiseho fa tia refa tia fa toa
heverin'ny sasany fa tsy tia akory anefa efa mamboraka fitia tsotra izao kle ?

novalian'i valie ny 27/09/2005 09:38
2. zefalah
(
06/09/2005 13:53)
misy zavatra atao hoe: invisible
ny fitiavanao refa ataonao invisible dia tsy ho hisy olona ahay hoe tia azy enao.
tsy manahira ny mitia ,raha sendra an'lay olona tena tianao enao.
de ny zavatra fomba fampiseonao an'zany dia ny fijerenao lalandava ny zavatra ataony...ary ny fantaninao lalan-dava ny asany...ary zay tsy mety dia areninao...fafifaliny fifalinao..fahoriny fahorinao.

4. pika
(
07/09/2005 04:16)
mazava ho azy mbola tsy tena matoky anao izy matoa tsy mino izay lazainao
dia ezaho resena lahatra foana izy @ fihetsika, ny fiteny, @ zavatra rehetra, ataovy izay hatokisany tanteraka anao fa raha mbola misy doute ao dia manahirana tokoa

5. lilbon
(
07/09/2005 04:44)
pika matahotra za hoe!
sao de atao we mi-insiste be eo kle ?
ary zao kou possible ve we miova ao anatin'ny 1 journéé le oll,ohatra we tia de avy eo tsy tia intsony ,?de possible ve we zavatra 1 diso de tsy tia tsony?

6. pika
(
07/09/2005 04:52)
tsy possible izany
ny tena tia raha nisy fahadisoina in1 fa tsy miverimberina dia mbola afaka mamela heloka
mafy anie rehefa tena tia ny vhv e
ary ny hoe minsiste @ zay angamba tsapany fa tena tia tokoa enao
ny valala aza tsy azo raha tsy handrian'ila :lol:

7. loloniary
(
07/09/2005 05:13)
Tsy misy mitia ka lasa ho fahasahiranana ho an'izay tia sy ho tiavina.
Ohatry ny taraja rehetra misy eo @ fiainana io : mianatra, mivavaka, miasa, matory, misakafo, milalao,....
fa misy dispiline daholo eo @ fanatanterahina ireo

11. loloniary
(
08/09/2005 09:15)
xxx> iainan'ny oll rehtra ny fitiavana, misy sokajiny be de be ko raha tinao ho fantatra : anisan'izany ny fitiavana RAR, zanaka, namana fotsiny, havana..., olon-tiana zay sujet eto
ka rehefa tsy asinao dispiline ny fiananao de ataovy gaboraraka sy manitsidina eny sy eroa e, zay tinao ihany io, zay mamafy tadio de minjija rivotra e!
na koa we entree libre sortie baranahinay

16. xxx
(
12/09/2005 21:50)
Ny tena mahagaga dia namela ny helokiny olon-tiko foana aho n'iza n'iza,nohon'ny alehiben'ny fitiavana nefa tsy mbola nahazo pitié mihintsy na noraisina ny fifonako,aleoko anefa mamela foana e! mba hampateza ny fiarahana,sa ahoana hoy ianao?