manahirana ny mitia
22. sweetia
(
15/09/2005 14:33)
ka refa tia anie de tena tia hatram farany kosa e... tsy azo atao ny midina ampandehanana:-D
24. fasaly
(
20/09/2005 19:59)
ampio tosika kely lay famborahina fitiavana libon de handeha tsara a! misy olona sarotra amboarahina fitiavana be fa tsy mahatoky lay tena fitiavanao izy de izay ilay mbola mila tosika kely, aza matahotra ny mi insiste izany fa mandehàna hatrany amy tanjona de hita eo zay fipoakany e!
25. 2810
(
21/09/2005 07:32)
hitanao ? ny zavatra rehefa arantirantinao avy hatrany dia tsy maha-te-hizaha loatra intsony. Ka ny mitsotra avy hatrany dia hitako fa tsy mety. Tokony any aoriana any vao mivaky satria mila mifandinika tsara aloha.
2810
27. valie
(
27/09/2005 09:38)
Zany hoe amoureux na amoureuse zany ngamba atoko fa mahafinaritra b raha toa ka hoe mifamaly lay fitiavana; fa kosa tena manahirana b raha toa ka sens unique.