inn no atao???
2. diamondra27
(
06/09/2005 12:46)
mifampitantana de mifanoroka be..; firy taona aloha ianao e! Ny fitiavana ange misy échelle be de be e! hafa ny fitiavan'ny ankizy 2 à 4 ans, hafa ny ados , ny jeune fille ny femme, ny senior , ka iza @ ireo no tianao ho fantatra e!
4. pika
(
07/09/2005 04:13)
rehefa tena mifankatia dia tsy misy ho inona no atao fa mandeha ho azy izany satria tsy ny saina no mibaiko ny fihetsika fa ny fo
fa raha mbola mametraka izany fanontaniana izany dia mieritrereta na ianao tsy tena tia na tsy mbola matoky azy
fa raha mbola mametraka izany fanontaniana izany dia mieritrereta na ianao tsy tena tia na tsy mbola matoky azy
7. loloniary
(
07/09/2005 04:55)
Tsy misy parfait na parfaite fa misy toetra kilema daholo.
Samia manao zay tsy mahatafitohina ny andaniny sy ny ankilany e, sa ahoana?
mba mifamalifaly, miezaka ho samy finaritra foana de miara-miseho @ fihetsika sy ny fo faly le fitiavana.
Ohatra ny gidragidra mankaleo sy ny savorovoro mbo lasa filantoana e!, ny fasorisorenana madinidinika hifanazavana milamina e!
Tsy voatery ny teny no famborahina fitiavana, na ny fihetsika no hampisehoana fa tia

8. xxx
(
07/09/2005 06:36)
raha ny ahy dia tsy mila enarana io fa rehefa tia ianao dia mandeha ho azy io ,
tsy hoe mahita ny olona mifanorokoroka dia hifanorokoroka koa aho fa tiko le olona . ny fo ihany enoina dia mandeha ho azy io rehefa tena tia.
tsy hoe mahita ny olona mifanorokoroka dia hifanorokoroka koa aho fa tiko le olona . ny fo ihany enoina dia mandeha ho azy io rehefa tena tia.
9. cocorie
(
07/09/2005 14:26)
ny fo no enoina fa ny saina no mibaiko fa manaonao foana raha ny ao am-ponao foana no arahina, le sitra-po e! mahafinaritra foana fa mila misaina zany hoe mahasoa alo vao mahafinaritra
10. indih
(
07/09/2005 15:28)
ra ny hevitro aloha dia zavatra tonga ho azy @olombelona io fitiavana io.Tsy tadiavina io fa misy fotoana ahatongavany fotsiny, dia avy eo vao samy mandanja izay mahamety azy sy ny tokony ho ataony.Eo vao samy maneho ny fietsehampony arakarak'izay fomba anehoana azy, mety ho fiteny io, mety ho fihetsika fa tsy misy hoe fitsipika be tsy maintsy arahana, fa izay tia tsy maintsy mahay mandanjalanja foana @zavatra ataony.
12. IDEALY
(
08/09/2005 03:29)
izay tianao atao @ tenanao de ataovy @ hafa, ary izay tsy tianao atao @ tenanao de aza atao @ hafa;
izay ihany
izay ihany
13. IDEALY
(
08/09/2005 03:31)
izay tianao atao @ tenanao de ataovy @ hafa, ary izay tsy tianao atao @ tenanao de aza atao @ hafa;
izay ihany
izay ihany
14. sweetia
(
08/09/2005 12:48)
ts enarana zany fa miakina am toetranao ihany ra tia mampiseho fitiavana enao de ampisehoy fa tia, tadidio anefa fa ny fitiavana de karakaraina fa ts mande ho azy amizao... donc mila olona roa...
15. Veloo
(
08/09/2005 17:29)
tssssssss le lilbon tsy zaza akory ...:twisted: ny resany atsy ambadika resak'olon-dehibe tsssss:twisted:
16. mamzelkely
(
09/09/2005 13:30)
refa tinao izy de teneno fotsiny we "tiko enao, tena tiko be enao, tsy foiko enao...":°)
18. Herimiafina
(
09/09/2005 22:53)
mamzelkely:
refa tinao izy de teneno fotsiny we "tiko enao, tena tiko be enao, tsy foiko enao...":°)
Misaotra betsaka.:-D:-D:-D:-D
19. Liltax
(
10/09/2005 05:00)
le saina matanjaka ihany fa le nofo no tena manahirana less lilbon ah!
Ny atao ve !!! GAWOINSSSA lesss ah!.
Na atao zay mampijajika de zay eh!
:-P:-P
Ny atao ve !!! GAWOINSSSA lesss ah!.
Na atao zay mampijajika de zay eh!
:-P:-P
20. loloniary
(
13/09/2005 04:11)
liltax> io zany le fampatanjahana nofo an? tandremo aza sao drodroka be eo an! aleo hilamina de haseseo tsara ary e! hihihi!!