le hoe politika

1. zefalah ( 16/08/2005 22:39)
mba afaka valinareo ve za raha antany anareo hoe:raovina i madagascar vao androso?
de olona toa iza no mety ampandroso any madagascar?
novalian'i fijo ny 18/08/2005 21:23
2. fijo ( 16/08/2005 22:43)
miankina amintsika io ry zefa an.samia mihezaka
3. zama91 ( 17/08/2005 17:13)
miandry anao ny peuple
4. fijo ( 17/08/2005 21:01)
le euple miandry lava io tsy hampandros mihintsy fa hialao
5. jentilisa ( 18/08/2005 15:19)
ny olona rehetra no miara-mampandroso fa tsy mila miandry an-dranona izatsy na ranona izaroa
6. fijo ( 18/08/2005 21:23)
izay mihintsy;tsy ny filoha irery no hampandroso fa ny vahoaka koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1056