le hoe politika
1. zefalah
(
16/08/2005 22:39)
mba afaka valinareo ve za raha antany anareo hoe:raovina i madagascar vao androso?
de olona toa iza no mety ampandroso any madagascar?
de olona toa iza no mety ampandroso any madagascar?
novalian'i fijo ny 18/08/2005 21:23
5. jentilisa
(
18/08/2005 15:19)
ny olona rehetra no miara-mampandroso fa tsy mila miandry an-dranona izatsy na ranona izaroa
