fa maninn kay???
1. akamatiana
(
15/08/2005 23:54)
Fa houn waaa mbo lasa ihany ny saiko, refa misy oul 2 mifampiresaka lahy sy vavy io , de maninn ilay 1 (matetika ny lahy fona )no miteny an ambadika any weee tara aminy l sipa na zakany , ra vo mba mifanala ,misangy sy miresaka b aminy l sipa, nefa an tena am maham-pinamana am fo madio no iresahin'ilay sipa aminy.
novalian'i akamatiana ny 04/09/2005 18:22
2. lilbon
(
16/08/2005 04:19)
akamatiana > salii
aiza kosa zany kle !aôna kosa no we bandy fôna no manao an'zany?
njy zao mbola tsy nataon'bandy an'zany nefa tsika mba mifampiresaka tsara ihany.
:evil::evil:
aiza kosa zany kle !aôna kosa no we bandy fôna no manao an'zany?
njy zao mbola tsy nataon'bandy an'zany nefa tsika mba mifampiresaka tsara ihany.
:evil::evil:
3. akamatiana
(
16/08/2005 04:42)
lilbon :) hihihih kozy ne zany eh , :-D:-D iza mahita ra nikozy any ambadika any kou lah weee tara be amilah zah ???:-P fa zah ne efa naheno matoa mikozy eh , ary misy mitsy io an , d zay no tiko ho fantatra wee maninnn re e? tsy mbo afaka mivazivazy sy mifanala mitsy zany???:roll:
4. fasaly
(
16/08/2005 05:36)
ka le vazivazy ndraindray azo lazaina hoe sangisangy zary tenany koa!:lol:
5. lilbon
(
16/08/2005 05:46)
akamtiana>zany kosa wala makivy e!
za aloha tsy mpanao an'zany e!
na misy tena tara aza angamba de za tsy sahy kle !
fa matetika koa ange de mba vinavina reny e!mety manontany zai le oll we sao de mba mety ho zakany le sipa ?hitanao le maka toky any am-badika any reny ?
fa avy eo le confident njay no mety mampitombo

6. akamatiana
(
16/08/2005 05:54)
fasaly an ,zany ve?? zah klou refa mivazivazy d mivazivazy zay e, fa tsy we zary tena izy :)
lilbon ka tonga kopy am l ao am-pon'le sipa izy fa tsy tonga d manawain any weee tara be aminah i Akamatiana , sy weee zakako iany kala ny farany :roll::roll:
lilbon ka tonga kopy am l ao am-pon'le sipa izy fa tsy tonga d manawain any weee tara be aminah i Akamatiana , sy weee zakako iany kala ny farany :roll::roll:
7. naritsimba
(
16/08/2005 06:14)
akamatiana> ny ela maha iray ny roa e!
mba manonofy zany le bandy fa te hiaraka @ le sipa e, de zay ihany, fa le sipa ko ange raha vao mahare izany de vao maika mampifila e, nefa de mampiseho izany fa tian'le bandy le sipa no dikan'izany.
mazotoa e

8. akamatiana
(
16/08/2005 06:26)
naritsimba ka tokony izy no tsahony any wee tara amin'ilay sipa izy fa tsy ilay sipa no lazainy any kou :lol: tsy we mampifila l sipa fa namana no efa nandraisana azy ane eh , d hatreo:wink::-P
9. mitiaho
(
16/08/2005 06:54)
Tena marina zany, fa angaha dia tsy mi-existe lôtra lé hoe mpinamana fotsiny ry reto a!
10. Chuan
(
16/08/2005 07:17)
Aoka kosa aloha tsy afangaro ny hoe "miresaka" sy le hoe "mahazaka" e . Ny Miresaka dia dingana mialohan`ny hoe Mahazaka fa misy dingana maromaro tsy maintsy lalovana vao tonga eo amin`lay hoe "mahazaka" sipa fa ngamba mba te hi-zesta amin`ny namany fotsiny ilay bandy hoe tena favy .
11. akamatiana
(
16/08/2005 07:23)
d ra miresaka v zany d we ho zaka sy ahazaka??? tsy aleo tsy miresaka tsony ra zany fona ny ao antsaina kle :-w:-w de tsy hijanonana ho mpinamana mitsy zany ???=((
12. naritsimba
(
16/08/2005 09:35)
akamatiana> arakarak'ilay resaka aloha io e, fa tokony ho tsapan'ilay sipa hoe te hikôty le bandy na miresaka fotsiny, izay ilay hoe arakara-tarehy voan-javatra e!
13. akamatiana
(
16/08/2005 09:59)
naritsimba> eny eee marina zany , fa na te hikoty izy na te hiresaka fotsiny refa weee namana no ao antsain'ilay sipa d tokony hajaina fa tsy kozina any ambadika any weeee tara sy ny karazana morsa retsa zao ne eeeeeeeeeeeee:roll::-P
14. booboo
(
16/08/2005 10:17)
na mety mba te hidedaka @ hafa fotsiny oe "nahazaka" fa tsy tena tia anao, na hafa ny fomba fandraisany ny raha teneninao dia nivilana araka izay koa ny sainy :°). Iresaho mazava izy e
15. akamatiana
(
16/08/2005 10:37)
ka efa fantany fa mpinamana ne d zay eee,d mbo asiana sangy injainjay sa tsy mety?? fa ny koziny any ambadika mitsy no masay ee , zay zany : voavaly fa d dedaka zany lery , misotsa antsika :-D:-D^:^
16. sasa
(
16/08/2005 10:48)
akamatiako
aza ataonjy an'zany dedaka izany kosa ny bandy e, mba love be aminjy ve izy d, aza tezitra akia fa hazavao aminy tsara fotsiny hoe mpinamana no tianjy an.
:D:-*
aza ataonjy an'zany dedaka izany kosa ny bandy e, mba love be aminjy ve izy d, aza tezitra akia fa hazavao aminy tsara fotsiny hoe mpinamana no tianjy an.
:D:-*
17. loloniary
(
16/08/2005 10:54)
tsy azonareo
efa hoe le bandy tsy nikozy hoe tara taminy fa nanontany le namany izy hoe mety ho zakany ve le sipa sa taia?fa isao no firesany ohatra io?de avy eo le koff na le siii njay no mamadika resaka we tara homo ry siii ry fa zao no ni resaka nataony tamy le bandy iray

20. fasaly
(
16/08/2005 14:00)
akamatiana:
tsy injy anie no tiko lazaina amilay hoe sangisangy zary tenany e! fa misy ny olona ndraindray refa te hikoty be izy fa menatra de mody ataony sangisangy, kanefa amin'ny roa ny solutions; na izy maha-pezy anilay olona na izy tsy maha-pezy de mody hoe sanginsangy ihany, ary maro no manao an'io rah manao remerk nareo