fa maninn kay???
45. steeeel
(
28/08/2005 22:34)
akamatiana:
Fa houn waaa mbo lasa ihany ny saiko, refa misy oul 2 mifampiresaka lahy sy vavy io , de maninn ilay 1 (matetika ny lahy fona )no miteny an ambadika any weee tara aminy l sipa na zakany , ra vo mba mifanala ,misangy sy miresaka b aminy l sipa, nefa an tena am maham-pinamana am fo madio no iresahin'ilay sipa aminy.
Manja i toi zany matou misy manoratra any anaty tantara noforonina. Misaora
46. akamatiana
(
29/08/2005 03:48)
steeeel nannnn sady tsy bika no tsy tareh zah k8O, fa gijo tafatsoaka tany Andasibe :-P ,kiiiii kay mou nareo mamorona tantara refa manao otsizany ? Misaotra ary e:)