fa maninn kay???

21. fasaly ( 16/08/2005 14:05)
[, fa le sipa ko ange raha vao mahare izany de vao maika mampifila e, nefa de mampiseho izany fa tian'le bandy le sipa no dikan'izany.
mazotoa e
[/quote]


naritsimba:
tena marina mintsy io voalazanao io, tamzà 17-18 ans tany, tena fomabako lay mampifila nefa tena tia mafy an'ilay olona an! ny ankizy amzany efa mampikambana be mintsy fa lay sipa mody mampifila be, ka misy fetrany ny zava-drehetra, heverin'ilay bandy fa tena tsy tia tokoa izà tamzany de niova filamatra izy, fa nanenina wa sisa.....ka aza atao ny mampifila rehefa tia sy tian'ilay olona fa tonga de tairo fa sao manenina toa ahy eo. tena kozy io an!


22. cutie ( 16/08/2005 14:31)
akamatiana , iza njay akia zany bandy zany . hummmmmm
Hiresaho mazava izy fa miova fona e. na njy njay no voaova . :roll:
23. akamatiana ( 16/08/2005 14:45)
fasaly hihihih azoko k !:wink:
cutie> hihihihi tsy fantanjy akia izy an :wink:, zah tsy iresaka tsony fa nenah ra vo manao resaka ambadika de leo zah , tsy koi na tsy miova izy , fa zah njay tsy voaovany zany , sa aona ozy njy :-P
24. cutie ( 16/08/2005 14:49)
akamatiana hihihihihi
Asa aloha e , tsy haiko izy zany de tsy afaka ny miteny an-jy za na ho voaova njy na tsia hihihihi.
De ho very namana ve zany njy ??? :cry:
25. akamatiana ( 16/08/2005 14:52)
tsy koi ra izy no very fa tsy njy , ra njy d tsy mipoinsa eto tsony zah :wink::-P
26. fijo ( 16/08/2005 21:43)
akamatiana an,i an izao tara be amiko mihintsy ,hitandry;izahay niresaka tary fa tena hummm tara be izy e
27. cutie ( 16/08/2005 23:39)
fijo wa aza de manadala:-D oul
ok akia akamatiana:-*:-*:-*:-*
28. akamatiana ( 17/08/2005 03:11)
fijo tsss e zany izy hihih zay mitsy l fomba fiteny:-P, ary elah mitsy l mpanao an'zany o:wink::-D
29. loloniary ( 17/08/2005 04:24)
zay kia zany ry akamatiana an! efa tsy koi zany iny.
rehefa anjaranareo ve tsy hampihaon'ny vintana ara-pitiavana eny nareo eh!!!
tsy fantatra nge ny tohin'ny tantara, fa mety sahiran-kevitra izy zao hoe inona no ataony fa tena tia izy, ka mety hanao azafady sy hifona izy hoe tsy tianao sy nahatezitra ary nampalahelo anao ny nataony e.
30. akamatiana ( 17/08/2005 04:52)
loloniary , ho hita eo iany na hiverina ho mpinamana zahay na vita hatreo :wink:
31. CONAN ( 17/08/2005 13:01)
Hono hoa aho ry namana isany,vao sambany aho mantsy no niditra t@ ity site ity nefa ny tena naha déçu anà de toa salan' ny conversation tsy serieuse izany ilay izy? Ny fanontaniana dia tsara matetika fa ny valiny kosa no tsy de tena mifandraika @ ilay izy, tsy dia maninona aloh rah toa ka zay no tena mety @ be sy ny maro fa izah fotsiny angamb no diso fijery t@ niditra tato @ ity site ity. Na izany aza raha toa ka misy liana @ conversation matotra, echange d'éxpérience de la vie, mfifanakalozana conseil @lafin rehetra, enfin, discution contructive e!!! de efa namany aho
32. fasaly ( 17/08/2005 16:12)
conan:
arosoy ny hevitrao fa miandry lay hevitra serieux zahay e!, efa mba nilaza daholo kosa alony e! fa lany
morsa amzay sisa de lasa ny manala azy kely, fa raha vao misy conversation tampoka matotra anie eo de lasa matotra be lay resaka e! ka hitanao fa ny mpamaly ihany no mamaly fa ianao zao vao ndidtra de arosoy ny conseil fa vonona hanaja izany izahay e!:wink:
33. fijo ( 17/08/2005 20:50)
conan an,ato an misy valiny matotra be foana,aloha,fa avy eo amin'izay vao lasa ny zivaziava,mba mila fanalana azy koa anie e
34. avana ( 19/08/2005 08:33)
Marina mintsy zany! ts ny lelahy rehetra anefa. Fa le manana pblm am vevavy reny no matetika manao anzany! mety we ts nety nahazaka sipa mintsy izy d ze sendra azy eo lazainy fa azy!
Mety koa we te hizesita am namany fotsiny zao!
35. sasa ( 19/08/2005 10:15)
Akamatiako za mbola eto akamanjy foana no sady tsy dedaka fa aza ariana za an, izay fa njy akama foana fa tsy sipa izany, sady njy kou aza tsy mety zaka mintsy kou:-*:-*:D
36. cocorie ( 19/08/2005 14:37)
Dakaoro miaraka @ avana za
37. akamatiana ( 21/08/2005 19:32)
conan oo, tonga soa klou zany toi an , d mbo mamaly serieux kousa ny namana e ,d avy eo mivazivazy amizay , sa mou tsy mety???:roll:

avana> ka tsy ny rehetra ane waa e, fa matetika :)

sasa> okay lesy , lah njay milay k , akama fona , fa aninn ifambata kou mou e, lah efa fantako fa boukna be , d zah maivana kely :-D:-D:-D
38. cocorie ( 22/08/2005 12:53)
:idea:
39. akamatiana ( 22/08/2005 13:09)
cocorie tapaka njay nga ny jiro???:-D:-D:wink:
40. Veloo ( 22/08/2005 18:28)
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1706