Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i akamatiana, milahatra araka ny daty
akamatiana ( 04/02/2013 15:57)
Toerana any Mahajanga
Miarahaba antsika rehetra , mba saika anontany an'ireo namana izay mipetraka any mahajanga ny tenanay , mikasa ny mba hanao vakansy any manko , ka raha mba misy mahafantatra toerana ( villa sns....) a... tohiny
novalian'i miarilala ny 18/03/2013 20:41
akamatiana ( 09/05/2011 08:01)
Fisaorana
Manao ahoana daholo , Fisaorana bedebe no atolotra anareo namana iay nitondra teny fampiononana an-telephone , tamin'ny hafatra , mail , ary indrindra ireo tonga mivantana . Andriamanitra be fi... tohiny
novalian'i dadabe ny 07/06/2011 09:29
akamatiana ( 03/05/2011 09:32)
yonika
Amin'alahelo lebibe no ilazana fa nodimandry omaly 2 May 2011 i Ramambahasina Haingomanana Heritiana ( Yonikafopl ) rehefa nivahiny 39 taona teto an-tany , ny fandevenana dia atao anio amin'ny 4h an... tohiny
akamatiana ( 09/02/2009 05:42)
very ZO
Nandeha ny dinika teto , ary vao nanomboka io fitonkonana io de efa tsy nankasitraka ny tenako satria efa film mpande , ary niteny teto aho fa samy mahita ny tsy mety ataon'ny filoha aby ny olona re... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 09:37
akamatiana ( 02/02/2009 10:48)
TSY NATOKY !!!!
Aleo houn manatry maso toy izay maheno sion-dresaka .Nidina teny am 13 mei mitsy za androany fa to ohatra ny vô lolo ato an-trano fotsiny , fa ouuuuuuuuuwayyyyyyy oul oul zao a, hatreny ambohijatovo... tohiny
novalian'i belakely ny 02/02/2009 12:54
akamatiana ( 31/01/2009 16:06)
DIDY JADONA!!!!!!
Tsy ny didy jadona ataon'i Filoha ve no oe arodana ???? Izao anefa i Ben'i tanana mbola tsy eo am ftondrana akory dia efa didy jadona sahady no ataony " Izaho no mibaiko ny mpitandro ny filaminana , n... tohiny
akamatiana ( 31/01/2009 11:03)
TGV
Mahita kou le oul a TGV = [b]T[/b]erorista am [b]G[/b]randy [b]V[/b]itesy ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 31/01/2009 13:38
akamatiana ( 28/01/2009 08:49)
Mandindona kou any Moramanga
tonga any moramanga kou ireo mpanakorotana , efa manombka mivorivory izy ireo manamboatra tsara ny plan , ny heno dia ny ambatovy no tena ho lasibatra ary efa manantokantona ireo banky kou izy ireo... tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 09:40
akamatiana ( 27/01/2009 15:16)
ary aona le maty e??
le resaka maty teny am mbs fona no to voatonina fa le 10 maty teny am magro tanjombato to tsy asina resaka satria ve zareo samy zareo no nifanitsaka sy nifamono tao de tsy atao malaza ???... tohiny
novalian'i fantaro ny 28/01/2009 06:47
akamatiana ( 27/01/2009 10:13)
izy houn TGV
mapme be le oul miantso am tel , vaky oun ny sitandiny ao am citic ,supreme center sns , nefa houn izy TGV , kou maninn ra nasina soratra ngezabe oe TGV teo am varavarana dia tsy norobain'ny tarika T... tohiny
akamatiana ( 27/01/2009 04:58)
Nanenina sa .....???
[b]Efa ela ny Filoha no niantso fifanantonana niseho nilay i TGV efa vitany aby ny fandrobana sy ny sisa zay vao we ifanantona a ifanantona , izany izy no miseho itondra firenena ?? vahoaka keliny r... tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 08:01
akamatiana ( 03/12/2008 06:41)
Nendra
Inona kay no tsy mampa-tasy le zaza voan'ny nendra reny refa sitrana ???? efa takim-pery le izy amizao . Misaotra ... tohiny
novalian'i arialy ny 16/12/2008 08:48
akamatiana ( 01/12/2008 06:13)
Ny mpanao ratsy !!!
Mba marina ve ry zareo zany we ny olona mpanao ratsy mijalijaly vô gli ?? Lasa iany mantsy ny saiko mahita le rangahy be eto akaikinay (nalaza ratsy toetra be mantsy lery ), zao tonga aby aretina... tohiny
novalian'i nikah ny 06/12/2008 06:24
akamatiana ( 02/04/2006 18:38)
Akamatiana Karajia !!!!
[b]Mhagaga ahy sy mahavarina Ianao izay misoloky ho Akamatiana Marina fa ny PS tanim-boanjo Nefa ny ps-ko houn nataonao firesahana tsy fampiseo masoanjo Ka ho anao namako, izao no ambarako kely... tohiny
novalian'i Aino ny 19/05/2006 09:09
akamatiana ( 21/03/2006 04:03)
Mombamomba ao am blaogy
zah waa mameno ilay momba ny mpikambana ao am blaogy fa tsy mety mitsyy euuh! ozy fona l izy wee [b]Mombamomba ny mpikambana Erreur en mettant à jour les paramètres Membre. Vérifiez les donnée... tohiny
akamatiana ( 01/03/2006 17:20)
Sipa kounkou sy sipa tu sais!!!
:roll::roll::-w:-w Misy namako waa any dago , de refa miresaka anay de bedesiny fôna zah wee aza manao kounkou zany houn !!8O fa mba sipa tu sé fa tsy sipa kounkou :roll: de antaniko anefa izy we... tohiny
novalian'i Yverson ny 08/05/2006 15:26
akamatiana ( 01/03/2006 17:15)
Ditra????
:roll: Fa inn marina kay ny atao we ditra fa tô mahazo an'io fiteny io fona zah kle!! De inn ilay atao we hendry fa mbô enaranay ra zany kle!!^:^^:^^:^... tohiny
novalian'i fanaina ny 04/05/2006 12:57
akamatiana ( 27/02/2006 00:20)
Bobla!!
Marina veuuh zany fa ny bandy ts mahazo mitonja finday am-posy pataloha aloha fa mahakely Bobla ???:-w:-w nefa tsy zany veuuh vo maika tsara =))=)) ... tohiny
akamatiana ( 13/02/2006 15:34)
14 fevrier
[img]http://serasera.org/namana/media/sary/namana/stratry_ny_fety.jpg[/img] ... tohiny
akamatiana ( 05/02/2006 19:25)
tsita mitsy!!
tedaviko fona waa le dinika misy an'ito sary ito fa tsy hita eeuuh!! eo averina njay we!! [img]http://serasera.org/namana/media/sary/namana/img-femme.gif[/img]... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0302