very ZO
1. akamatiana
(
09/02/2009 05:42)
Nandeha ny dinika teto , ary vao nanomboka io fitonkonana io de efa tsy nankasitraka ny tenako satria efa film mpande , ary niteny teto aho fa samy mahita ny tsy mety ataon'ny filoha aby ny olona rehetra io fa tsy miteny fa miandry ny 2012 izay ialany eo amin'io toerana io . Fantam-bahoaka mantsy fa refa misy ny ohatra izao dia tsy maintsy misy ny ra mandriaka na die efa nataon'i Filoha ary izay tsy isin'izany nefa dia indro tonga ihany ilay izy. Misy nefa ireo andian'olona izay tsy haiko oe minia mikipy sa maninn ka izao no iafarany . Naneho ny hevitro aho teto nefa nolazaina fa very ZO , ninia aho nangina tao anatin'ny fotoana fohy satria very zo kou :-D . Zao anefa tsapako fa aleo very ZO toy izay very SAINA sy very AINA ohatra ireo rehetra ireo.
Na izany aza anefa dia malahelo iany ny tena ary ontsa mahita ireo izay lavo satria gasy mitovy amin'ny tena ihany ,ka miombona alahelo tanteraka amin'ny fianakaviana , ary mangataka ireo izay mbola tsy tonga saina aoka izay aza manaiky ataon'olona sorona sy fitaovana ahazoana seza fa raha tonga eo ireo tsisy na ariary aza iditra ampaosinao fa ny atsembohanao ihany no hinananao , ka aoka re izay e avelao zareo samy zareo ihano no iady ao mba ahazoany ilay seza fa isika madinika anie no ho ripaka sy ijaly amin'ny fisondrontan'ny fiainana eto e.
Teny atsipy ihany ny ahy fa ra misy tsy mahadiso izany dia aleo ny teniko iverina aty amiko ihany fa aza ato mankarary fo sy masosotra . :-*

novalian'i xxx ny 09/02/2009 09:37
3. ARINOFY
(
09/02/2009 06:20)
Ny voalohan-teniko de miondrika am-panajana eo anoloan'ireo namoy ny aina ary mirary fiononana feno ho an'ny havan'ny maty.
Manarak'izany de feno alahelo ny tenako satria ataon'ireo mpanao politika sorona ny aim-bahoaka.Sorona hoy aho satria nahoana no tsy nisy maty na naratra akory izy ireo fa ny vahoaka no narisiny hafana fo be teo aloha teo.Manarak'izany fantatr'izy ireo tsara fa zone rouge ny palais presidentiel ary efa naka precaution izy ireo @ fiarovana ny tenany fa ny vahoaka tsy mandady harona tsy mahalala no voatifitra teo fa rizareo taty aoriana lasa nitsoaka refa raikitra ny tifitra.Avy eo de ranitina indray ireo havan'ny maty sy naratra hoe ny mpitondra no rangory fototry ny afo.Fantany ve fa zone rouge io de mbola notaominy ny vahoaka hankany.De mody manetsi-keloka eo rizareo @ fanaterana fanampiana isan-karazany.Ain'olona ireo latsaka ireo ry Andry TGVsy ny namany ka mbola ho vidianareo lafo.Zao indray de hoe hisaona ka manaova fitafiana fotsy na mainty.Nga ianao no mividy ny lamba tafian'ny vahoaka no ianao no mametra izay hanaovanay.Ny fonay de miombon'alahelo @ireo vahoaka nataonareo sorona ireo fa tsy ny fitafiana ety ivelany na ny fanampiana atolotrareo no midika zavatra.Jereo anie ny nandoran'olona ilay automobile ny police iny e.Zany oe sur fa ra tsy nosakanana ireny vahoaka ireny de may koa Ambohitsorohitra.Koa mba miangavy anareo mpanao politika ireo ane mba hampijanona ity fitadiavanreo seza ity fa ny vahoaka tsy manan-tsiny no arisikareo mba atao fitaovana.De inona zao no dikan'ny oe soratana eo @ kianjan'ny demokrasia ny anaran'ireo nandatsaka aina.Ra hendry ianareo de velomy ny vady aman-janak'ireo olona narisikareo nankany a/rohitra ireo.Tadidio fa ny ain'olombelona manan-njina ka tsy maintsy hanody anareo izao ataonareo izao.De mba mitaona ny vahoaka tsy ho voarebirebin'ireo tsy mataho-tody ireo fa aleo re manohy ny asa andavanadro hameloman-tena.De mbola mamerina ny fiaraha-miory amin'izay nidonam-mpahoriana rehetra.

4. heidi
(
09/02/2009 06:25)
KA ILAY OLONA LAZAINA fa natao sorona koa anie no adala e! mialalo aina, efa fantatra ny zvtr mety hitranga ary tsy maintsy hisy ny fitifirana raha manao fihetsika miendrika ho fanakorotanana dia ireo nilahatra maro nande nandroso ni risk fahafatesana ihany, izay no tsy azoko ka hoy aho toa toa notadiavina ilay izy
5. ninimalala
(
09/02/2009 07:59)
Voalohany indrindra aloha de tsy manadiso anao aho na manome tsiny anao akory fa eritreritra tsy hitovizana iny.
Faharoa manarak'izay, sao de adinonao fa efa t@ andron'ny fanjanahantany anie no nisy ny mpitolona e, maty ho an'ny tanindrazana zany ireo olona ireo satria efa leo ny tsindriazolena.
Asa na aiza no toerana misy anareo ireo na aiza raha toa ka any IVELANY any, aza mitsara be fahatany fa tongava miaina eto fa aza varina any ivelany any de micritique fotsiny.
Raha toa kosa ka eto ANTOERANA nahita ny soa t@ zao fiainana hafa kely feno habibina zao kosa ngamba enao.
Lazaiko anareo fa efa t@ andron-dRatsiraka aho no tsy nifidy intsony satria tsy ankasitrahako ny fomba fijeriny, nandalo R8 eh eh eh aleoko any antrano toa izay handany lera hifidy azy, TGV vao miha ko namafisiko ny fandrina hatoriko. Na izany na tsy izany kosa anefa tsy manome tsiny zay mande mitolona eny za fa zay no heveriny fa lalana mety hahazony fiainana tsaratsara kokoa. Enga anie ka hazava saina ko isika rehetra fa tsy be tsikera

6. tsiafoi1
(
09/02/2009 09:19)
Rehefa misy aina latsaka de tsy maintsy misy alahelo.... Araka ny tenin'Andriamanita hoe : "Tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny mba hialany @'ny fahotany mba ho velona izy" Ezekiela
Fa inona marina ity FAHOTANA ity ? :
1 Jean 3 : 4
Quiconque pèche transgresse la loi, et le péché est la transgression de la loi.
Romains 6 : 23
Car le salaire du péché, c'est la mort
Noho izany mampianarà ny zanakao, ny ankohonanao mba tsy handika ny lalàna (na Lalàn'olombelona io, na Lalàn'Andriamanitra)

7. xxx
(
09/02/2009 09:37)
Car le salaire du péché, c'est la mort
Mazava fa izay izany no nafaty ani' jesosy. nananika lapa toa an'i tgv