Akamatiana Karajia !!!!

1. akamatiana ( 02/04/2006 18:38)
Mhagaga ahy sy mahavarina
Ianao izay misoloky ho Akamatiana
Marina fa ny PS tanim-boanjo
Nefa ny ps-ko houn nataonao firesahana tsy fampiseo masoanjo

Ka ho anao namako, izao no ambarako kely
Akamatiana tao ao karajia de tsy zah velively
novalian'i Aino ny 19/05/2006 09:09
2. akamatiana ( 02/04/2006 18:44)
Mahagaga ahy sy mahavarina
Ianao izay misoloky ho Akamatiana
Marina fa ny PS tanim-boanjo
Nefa ny ps-ko houn nataonao firesahana tsy fampiseo masoanjo

Ka ho anao namako, izao no ambarako kely
Akamatiana tao ao karajia de tsy zah velively
Ka mahaiza mijery sy mahay mamantatra
Fa ny tany tsy ilaozan'ny mpisandoka sy mpangalatra

Ny zavatra tsy azoko hatramin'izao
Inona no tsy tantinao amiko no dia mampiseho toe-tsaina tahak'izao
Fa nga ra tsy miontsina zah am ataonao
Dia any am karajia njay enao no manao ny atao ???

Mba lazao eto we inn no tanjonao
Ny ialako ato sa innn, aza afenina fa ambarao
Sanatria nefa ra ireny no ampiala ahy tsy ho mpikambana intsony
Ra tsy we sitsapoko ny ipitsika na banni-n'ny mpianjaikitsa ambony
3. fasaly ( 02/04/2006 19:06)
kay ahoana njay zany akamatiana?????
mahita hatao kou ny oul an!
gravy beuh ngah le kozy:cry:
korazy aky a!:-*
4. cutie ( 02/04/2006 19:09)
akamatiana, efa misy gardien mpianjy ao fa tsy taitra njy :P
5. fasaly ( 02/04/2006 19:12)
tokony tsy tafidiytrakarajia zany raha mitondra ps ankoatra ny tena ps-nao kosa amzay tsy misy ny olana otrzay kou! zà klou tsy mpitosofoka ao fa sao de misy fasaly kou any an!:roll::wink:
6. akamatiana ( 02/04/2006 19:31)
fasaly > zah ange tsy taitsa euuh ! fa le namana iresahany no gaga wee kay veuuh otsizany zah ty euuh! satsy tsy mafantatra zareo we zah io sa fopla :-D:-D:-D , gravy houn l kozy , ary ny tena mapme d any am pv izy no manovokovoka :-D:-D

cutie > zah waa tsy taitra akia a!! ra mbola tiany kou azany ty compte-ko ato ty de omeko azy manontolo :-D:-D:-D

:-*:-*kiss aby!
7. Herimiafina ( 02/04/2006 19:48)
anjekaky oo :{:{
Loza inona izany klé? Anjekaky oo :{:{
8. annie ( 02/04/2006 20:51)
Akamatiana!!! ny ratsy tsy kely lalàna
Ny tenanay aza moa lazaina fa nanopa sy nanalabaraka ny sasany , de avy eo lazaina fa niditra tany@ cyber sns, ny namana zay tia anefa mitantara ny zava-nitranga rehetra teo @ pub.
Rehefa reraka aky mipetraka foana a!mahatsiaro aorianjy izy matoa manenjika anjy,
aza kivy, fa ny aina no matezà
9. ftma ( 02/04/2006 20:52)
Akamatiana, tsy akamatiana io no nisy nampiasa tao @ karajia fa ilay namaana nandefa hafatra tamindry no tsy nahalala marina fa AKAMATINA no nampiasainy ary tsy niresaka tamin'ny pub izy fa PV.
Raha resaka pv aloha tsy hay ny manara-maso azy fa raha pub dia azo tenenina izy. Izaho aloha tonga dia nahalala hoe tsy akamatiana ilay izy, betsaka no nanontany ahy hoe akamatiana ve io?
Azontsika atao ny manontany ny OP fa ny Op eto efa mba mahalala tsara ny ps ireo izay tsy miova ps matetika,
cutie sy akamatiana raha misy maka tonga dia haiko :wink:
10. Veloo ( 02/04/2006 20:58)
de loza ndray zany retsy ry akama... zay mihitsy retsy aza rarahina fa tssssssss:wink::-*:-*
11. ftma ( 02/04/2006 21:08)
Mbola averiko : tsy nisy naka izany ilay "akamatiana" fa AKAMATINA no tao, efa ps enregistrer akamatiana ka tsy misy afaka mampiasa intsony, raha tsy te ho voafitaka ianareo dia jereo tsara ny fanoratana ilay ps,
Akamatiana: miverena ao @ chat kely @ izay :wink:
12. akamatiana ( 02/04/2006 21:14)
ftma> ka zareo tsy mahafantatra fa neveriny fa iray ihany io, asa sa misy manana ps Akamatina ato ??? na izany na tsy zany azany , efa natsipiko ny hafatro ka ra tena am fo madio no nanaovany an'le ps , d azy iay resaka nataony , fa ra toa ka miaro zavatra hafa de io ny hafatra ho azy :-D:-D
13. akamatiana ( 02/04/2006 21:16)
ftma> nan efa tsy enregistrer tsony io ps io , zah aza gaga we fa aona :roll::roll: , tsya faka mitsaty tsony akia faa be asa amanjarà an !! ;)
14. ftma ( 02/04/2006 21:23)
akamatiana: ankizy tsy mpiditra ao iny ary tany @ pv izy no niresaka fa tsy teo @ pub.
mbola enregistrer ato @ namana io ps ndry io ka tsy tafiditra chat amin'io e. izaho aloha tsy mino fa hoe hanaratsy andry no nidirany tao e fa mba manadala any t@ sisiny tany izy :wink:
15. Veloo ( 02/04/2006 21:24)
ftma nga op?:wink:
16. ftma ( 02/04/2006 21:28)
veloo ie izaho Op ka :wink:
17. akamatiana ( 02/04/2006 21:36)
ftma > tsy enregistrer tsouny waa , tam zah niditra farany tao , tsy mila mampiditra mdp tsony :roll: , sady tsy maninn kou fa zah efa tsy afaka tsaty tsony :wink:
18. ftma ( 02/04/2006 21:39)
akamatiana tsy enregistrer chat fa na izany aza tsy afaka miditra @ io, andrasako andramako rampitso :wink:
19. Hassina ( 02/04/2006 22:04)
ok:)
20. Veloo ( 02/04/2006 22:14)
ftma miciiiiii mba tsara ho fantatra rehefa misy prob:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.4492