Akamatiana Karajia !!!!

21. akamatiana ( 02/04/2006 22:22)
ftma> njy nga efa dodo manin ra anjamana zao ?? lol:-D:-P
22. Veloo ( 02/04/2006 22:29)
akama ntsooooooooo:(
23. maditra ( 02/04/2006 23:12)
Efa avy nitaraina momba an'io fisolokiana ps io maditra izay!
Mahagaga hoy aho ny olona!
24. akamatiana ( 02/04/2006 23:24)
veloo :-D:-*:-*
25. akamatiana ( 02/04/2006 23:25)
maditra zany !! ntsoooo aza kivy euuuh!! asina :) d ampuy :-D:-D
26. dadabe ( 03/04/2006 01:43)
akamatiana > fa angaha ny ps-ny toi tsy mbola enregistrer e! ny ahy anie ny ps dadabe dia tsy misy tafiditra amin'io raha tsy zah sy i ...:wink::-$ ihany e, satria zah sy izy ihany no mahalala ny mot de passe , donc raha misy miditra dia lasa dadabe_ na DADABE , dia efa tsy zah zay.
fa ilay olona 1 mahalala ny mot de passe -ko io atokisako 100%
arak'injy ve ?:wink:
27. akamatiana ( 03/04/2006 03:56)
ka itan'lah efa tsy enregistrer any tsony io ps-ko io lesy!:roll: refa tsy miditra elela houn d voafafa ho azy :roll::-w

:-D:-D:-D zah kou mahay mdp n'lah :-P:wink::-$ fa siora kou zah fa tsisy tsony zay efa ela otsanah kou lah no tsy niditra :-D:-D:-*:wink:
28. Fiffi ( 03/04/2006 04:52)
ka itan'lah efa tsy enregistrer any tsony io ps-ko io lesy! refa tsy miditra elela houn d voafafa ho azy
efa nisy dinika momba an'io teto ary efa nolazain'i hery hoe rehefa tsy miditra mandritrin'ny 4 VOLANA zay vao voafafa fa tsy hoe elaela fotsiny akia ry akamatiana an!
29. akamatiana ( 03/04/2006 04:56)
Fiffi > ka tsy ny eto nge fa any am karajia no resahina e! :)
30. yonikafopl ( 03/04/2006 05:38)
hummm
raha araka io fanazavana nomen'i zoky Ftma io , ny tsoakevitra azoko tsoahina de we, nety niditra akamatiana kala, de tsy tafiditra de naleony natao AKAMATINA, fa raha madio saina, inona no tokony hanaovana an'io Ps io azany, ny ps tanimboanjo, fa raha za ve no hanao fTMA ao am tsaty, de hiteny ratsy am namana sy hilaza atsanga tsy aman'orana, dia tsy ho malina njy ry zoky?? njy tsy mampiasa io PS io ao am tsaty, de za afaka mampiasa azy zany.Asa kalou eeeee,
fa na zany aza :)de ampy eeeee
31. Fiffi ( 03/04/2006 05:41)
fa angaha tsy mitovy ? nefa samy serasera ? dia hafa indray izany raha izany ka! zah moa tsy miditra any @ karajia ka tsy dia mahafantatra tsara ny fandehany raha izany!
32. akamatiana ( 03/04/2006 05:56)
Fiffi > tsy mitovy ka , io ps-nao io zao afaka ampiasaiko any ra tsy enregistrer-nao haingana:-* :-D:-D:-D
33. mamzelkely ( 03/04/2006 06:34)
mba misy olona ts maty vôlavo an-kibo ko ato ka marina ee fa manin aza no manenjika olona toy izany ee marina ts azoko le fisainana fa courage akia akamtiana fa ny milay njy matoa misy manenjika :wink:
34. akamatiana ( 03/04/2006 06:38)
:-*mamze> tsika tsy taitra tsy maika , ze manao anah d ataoko , z ray tsy matanty :-D:-D:-D:-P:wink:
35. colar ( 03/04/2006 08:18)
soa ihany zahay mitsipona akotry tsy ty karajia,aleo midinika mangina sy milamina,hahahahaha
36. fasaly ( 03/04/2006 10:15)
colar::-D:-D:-D mitovy trika sy toi amin'iny:-*:-D

akamatiana: ka hiady am rivotsa aza veuh e!:-D:-D:-D tsy haitsika akory ange lay mpanenjika fa mahay miafina beuh e!:-D ny ahy try vakiko loha trony na hifamaly aza try hataoko trony:wink::-D:-D:-D
37. mamzelkely ( 03/04/2006 10:30)
za kosa ry reto malahelo ihany na de fatatro aza we mafy toto njy fa tena malahelo ihany za we fa inn lôtra aza no antony hanenjehana azy ee marina ngeh ry reto zany ee mbô gaga za :roll:
38. Fiffi ( 03/04/2006 11:34)
mahagaga tokoa fa nanomboka t@ ilay dinika hoe "DITRA" iny , dia avy eo hoe ny "tsikera @ sary" dia avy eo indray ny "fandefasana hafatra" dia izao indray ao @ "karajia" fa ahoana tokoa ary izany rehetra izany ? :roll::roll::roll::roll::roll::roll:
39. akamatiana ( 03/04/2006 12:04)
:-w:-w satsy mafy toto houn izy euuuh!! =))
40. cutie ( 03/04/2006 13:21)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 03-04-2006 02:39:37
Lohateny : Re : Akamatiana Karajia !!!!
akamatiana tsy enregistrer chat fa na izany aza tsy afaka miditra @ io, andrasako andramako rampitso

refa tsy miditra elaela de lasa tsy enregistrer tsony , ohtran'zany ny ahy zao, sady efa haiko koa fa efa nisy nampiasa matetika ny ahy fa njy tsy kopy akory, anontanio anie methode e :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2224