Akamatiana Karajia !!!!

41. fasaly ( 03/04/2006 16:13)
:?:?:?:?:? zà kalou tsa maharaka vaovao ao mahintsy e! otran'ny omby mijery florà zà raha miditra ao de mivoaka maina:?:?:? ka tsy harako lay mangalatsa ps io:roll::roll::°)
42. Veloo ( 03/04/2006 16:13)
tokony atao permanent zany knou:wink:
43. vale ( 03/04/2006 16:18)
8O8O
44. ftma ( 03/04/2006 18:34)
Yonika: non, efa io AKAMATINA io mihitsy no nidirany ka tsy niditra akamatiana izany izy, za anie teo e hitako ny nidirany ary hitako ny nialany, ary tsy niverina tao intsony izy( afaka manao !seen AKAMATINA):-D azonjy hidirana ilay FTMA ka :wink: tsy izaho io :lol:
akamatiana: efa tsy enregistrer intsony ny ps njy ao (nandramako dia tafiditra aho) fa raha tianjy ho tazomina dia avereno enregistrer-na izany.
Rehefa tsy miditra elaela ao @ chat dia voafafa hoazy ny ps, tsy ny admi no mamafa fa ny any @ epiknet an, automatique io ka raha mbola tianareo tsy alain'ny olona dia mba midira chat draidray e na dia manao "salama" an' botlive01 aza :wink:
Tsiky dia Ampy de :-*:-*:-*:-* daholo
45. larousso ( 03/04/2006 18:51)
:°):°):°):°)
46. Fiffi ( 03/04/2006 18:54)
fa tsy misy idiran'ny ps eto @ forum io eh ?
47. akamatiana ( 04/04/2006 03:25)
ka raha mbola tianareo tsy alain'ny olona dia mba midira chat draidray e
non mercii akia a!! tsara tso-drano an'izay te haka :-D:-D:-D

larousso maninn akia njy ??:°)
48. Fiffi ( 04/04/2006 06:03)
mahagaga ko zany fandehan-javatra rehetra izany.:roll:
49. ftma ( 04/04/2006 13:06)
Akamatiana: ok efa azo alaina io izany :wink:
aza tezitra intsony izany fa izay akamatiana ao @ chat tsy ndry intsony e, tsy hahita ny zandriko atao bizzz za zany :(
Fiffi fiainana daholo izany
50. lanto ( 04/04/2006 14:37)
akamatiana> raha misy zavatra miseho dia aza tonga dia raisina hoe tsy fitiavana sy halako bika tsy tiako tarehy foana e! Inona moa no antony tsy itiavana anjy ? zany aza efa hoe akamatiana :)

fasaly> efa tazako in-1 na in-2 tao am karajia tokoa njy (le pseudo fasaly zany e :) ) dia mba nampiresahiko fa ehe ! samy manana ny mahazatra azy tokoa an !

:)
51. akamatiana ( 04/04/2006 14:48)
ftma> ieuuuh zao efa fantatry ny namako fa tsy zah tsony zay ra misy akamatiana:-D fa nga any iany akia zah no azo ato bizzz:-D
52. kala ( 05/04/2006 11:12)
akamatiana > akamanay foana ndry fa sasatra eo foana ny mpisoloky ê!:-*:-*:-*:-*

nenà ndray akia mail tsy fanta-piaviana rehetra zao no tonga any @ adiresiko fa tsy vakiko loha sady zay ndray resaka mamparary an-doha rehetra zao:roll::roll:

sompatra itony mpialona, tsy mataho-tody ange reny ê! (azafady fa masiaka be ny filazako azy):wink:
53. fasaly ( 05/04/2006 12:13)
lanto: :wink: vina zany aky!
ahako any raha mitrofoka karajia de sur rdv zay iiii!
ohatsa hoe i fiffi zao mahita ahy connectée eto am namana de milaza amiko hoe andao aza isika hitafa kely ao am karajia, pv mazava hoa azy de lasa zao:wink::-D:-D:-D fa tena azafady raha try hitako zany nampiresaka ahy zany fa varena be nihidy trano tao am pv tao angamba zà de tsary hitako njy, dondony mafy ny varavarana rehefa otsazay.....:wink::-D:-D:-D:-D fa ahako anie fanina be ihany rehefa mba te hiditra karajia ao! tsy arako ny resaka, mirilina be ny fandehan'ny resaka de fanina beuh zà:cry::wink::-D:-D de lasa mitsoaka moramora:-D:-D mazotoa kalou ho anareo efa mpakao e!:-*:-*:-*
54. akamatiana ( 05/04/2006 16:18)
kala > :-*:-*:-*:-* reveo manja akia de tsikitsikina fona a!! :-D
55. kala ( 06/04/2006 07:25)
fasaly â! zany mitsy akia ê! de :oops: zà hoe zà ve no :roll::roll:

akamatiana > mahereza foana akia â!:wink: :-*:-*:-*:-*
56. ravakamalala ( 06/04/2006 15:42)
be ny kely asa fa aza omena tsiny e! tttttttttsssss:cry:
57. cutie ( 06/04/2006 16:11)
ary @ le tsaty ray ary njay manararaotra e :wink:
58. akamatiana ( 07/04/2006 04:09)
cutie > tsisy idiran'ny tsaty ray eto fa karajia tsika zao :-D:-D( kianjan'ny serasera )
59. cutie ( 07/04/2006 17:59)
akamatiana hay moa samihafa:lol:
60. vegas ( 08/04/2006 22:54)
Zao vao hitako izy ty.
Salut Akamatiana.
Efa sendra an'io ps AKAMATINA io tokoa za. Zaho aloha vao nahita dia haiko avy atrany fa tsy enao io. Nenao tsinona akamatiana fa tsy akamatina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1622