Liste des messages
Liste des messages, inserés par Aino, par ordre de date
Aino
(
08/11/2008 12:04)
Joyeux anif Kallie
joyeux aniff anjy kallie calin be dia be :-*:-*:-*:-*:-*:-*...
suite
répondu par diamondra27 le 14/11/2008 07:06
Aino
(
22/05/2008 18:42)
inn ary izany???
inn ary izany: tanora aho poakaty, antitra aho matanjaka ny zanako azo hoanina!!!
...
suite
répondu par mmmhh le 09/06/2008 08:46
Aino
(
21/05/2008 07:02)
mijoro ho vavolombelona eto!!
Bon, dia miarahaba anreo namana indray aloha ny tenako!!
efa ela tokoa no nafatarako an'ny namana serasera 2003 aho de efa nafatatra azy, ary tsy mbola niditra namana izany, fa dia niditra karajia ...
suite
répondu par methode le 02/06/2008 08:56
Aino
(
17/05/2008 18:20)
makourell 100
http://www.dailymotion.com/video/x3aqi6_francis-turbo-makourell-100_fun.
saleo tsy mamela miady varotra. :-D :-D :-D ...
suite
répondu par dox le 18/05/2008 16:17
Aino
(
17/05/2008 08:09)
diso izany!
rehefa mananiany sy be vazivazy ve dia midika fa tsy famatorana izany?!
za anefa mieritreritra hoe diso izany hevitra izany, fa raha toa manao izany zavatra izany dia tsy midika fa matotra, indrind...
suite
répondu par atuat le 17/05/2008 18:26
Aino
(
16/05/2008 17:39)
tiako be izy izany!!
:-D :-D :-D je suis sûr fa maro ny tsy tia rangitina.
fa za tena tia mandrangitra indrindra rehefa mahita olona iray mitady raharaha anaoovana izay andrangitana azy!! :-D :-D :-D :-D :-D
...
suite
répondu par Vitsikakely le 18/05/2008 07:51
Aino
(
15/05/2008 19:18)
malaelo.
:cry: :cry: :cry: :cry:
fa tsy hitako ilay bibilava mirefy 150 metatrako teo fa lasa hono izy.
...
suite
répondu par Aino le 17/05/2008 16:00
Aino
(
13/05/2008 11:43)
Maty avokoa izay namorina trano teo.
Toerana ampitan’ny tanàna maro amoron’ny arabe nefa tsy misy mipetraka.
Misy toerana iray dia mahavariana tokoa manamorona ny lalana mampitohy an’i Sambava sy Antalaha: eo an-daniny, ny tan...
suite
répondu par endrika01 le 07/10/2008 13:31
Aino
(
13/05/2008 11:35)
tena misy ve ilay izy?
mba lasa ny saiko hoe, ny gasy ve no minomino fahatany sa tena misy izany matohotoa izany? za mantsy mbola tsy nahita tena mivatana fa ny tsaroako de t@ za 10 niarana nivaoka ny trano t@namako ande wc...
suite
répondu par dziana le 14/05/2008 10:35
Aino
(
11/05/2008 09:40)
toa manahirana, ny mitia azy.
namana izay efa noraisiko tohy ny zandriko, izay anariko toroko hevitra @tsara sns, nefa teo alo izay nifamaly de tsy nifampiresaka fa tsy tiako ny nataony taminko, de zao izy tsy misy namana de izaho...
suite
répondu par endrika01 le 18/05/2008 12:09
Aino
(
11/05/2008 07:18)
jereo kely anie?
mampihomehy be ry zareo indrindra fa le fomba fandihy miaraha @le mozika, jereo hatr@ farany anie.
http://www.youtube.com/watch?v=mW4RyZeL7wE&feature=dir...
suite
répondu par Vitsikakely le 18/05/2008 07:57
Aino
(
25/04/2008 18:18)
mba tiako ho fatatra maika dia maika aza fady!!
raha sendra nisy naniraka ahy ny andinikia ity dinikia ity dia izao somary :evil: aho satsia voalohany aloha dia le olona manao xxx, faharoa dia aiza no ahalalako anao na iza ianao na iza, ary ny fah...
suite
répondu par mmmhh le 29/04/2008 12:47
Aino
(
22/04/2008 19:13)
rahoviana indray!!
mba mangetaheta indraindray ny mba hiverenana hiforum fa tsy misy hevitra mintsy.
mba miezaka ny mijery vaovao sy mamaky de mamaly kely fa le fotoana tena fohy dia fohy, de ny azo atao de mandalo d...
suite
répondu par mbaliana le 23/04/2008 20:43
Aino
(
05/03/2008 09:06)
Joyeux Anniversaire !!
joyeux anniversair dol jingains,felanawil, lemenakely ary ireo namana sasany!!
mirary bonjourne ho anareo!!:-*:-*:-*:-*:D...
suite
répondu par penina le 05/03/2008 15:47
Aino
(
01/03/2008 11:51)
bonaniff simplex
heureux anniversaire simplex:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*...
suite
répondu par endrika01 le 09/03/2008 15:58
Aino
(
08/02/2008 12:47)
Joyeux Anniversaire sariaka!!
dia samy ho tratriny ho avy,!! :-*:-*:-*:-*...
suite
répondu par bimanoa le 09/02/2008 06:02
Aino
(
11/01/2008 12:34)
Bonanif booboo
Heureux Anniversair booboo!!:-*:-*...
suite
répondu par booboo le 12/01/2008 22:26
Aino
(
07/01/2008 08:50)
mila information kely aza fady raha mety!!
Mila fanazavana mombamomba ny fandehany ny any @ RNS hoa izaho ry zareo, fa mbola tsy tany mihintsy manko sady ande hirery ka tsy mbola mahalala ninoninona ka sendra very any:?
efa nijery ny web ny R...
suite
répondu par cute le 02/02/2008 02:57
Aino
(
11/12/2007 19:28)
bon anif sambatra
miarahaba anao tratriny izao anio izao ny aty de ny ao ambony anie hitantana ny dihanao sy izay rehetra ataonao ihany!!:-*:-*
ilay zandrikely tsy manadino.
fanaina...
suite
répondu par karinah le 12/12/2007 12:45
Aino
(
17/10/2007 08:00)
MIjaly ireo any Valencia
50 taona lasa izay no nisy tondra-drano toahaka izao tany Valencia izay nahafaty olona 80 isa ary @ anampitsisany ireo izay hifitsy ny rano ny tranony, ankehitsiny kosa dia miverina indray izy io ...
suite
répondu par tsaramaso le 19/10/2007 09:55
