inn ary izany???

1. Aino ( 22/05/2008 18:42)
inn ary izany: tanora aho poakaty, antitra aho matanjaka ny zanako azo hoanina!!!


novalian'i mmmhh ny 09/06/2008 08:46
2. tslem ( 22/05/2008 19:00)
inn re zany e :-w :-w :-w aa mbola valiana klou fa hieritreritra kely zah an
3. ainaheri ( 22/05/2008 19:12)
Voandro :roll: :roll: :-w lol
4. milaibe ( 24/05/2008 04:42)
vonjo matoy, aiza ho haniko lol
5. sytl ( 24/05/2008 15:13)
vonjo matoy
in zany?
6. orona ( 24/05/2008 16:30)
katraka
7. Aino ( 24/05/2008 18:21)
afa-po dol zany nareo, za mbola nande nanotany ny valiny tany @bebenay hihihi!!


BAMBOU no izy!!


8. endrika01 ( 25/05/2008 14:24)
Aino zah saika hamaly we VONATRINDRANA,hi hgi hi kay diso
soa ihjany ! =)) =)) =)) =)) =))
9. milaibe ( 26/05/2008 14:52)
ary haingana be le valiny Aino ,za mihinana salady bambou @ sonoa styl> voanjo mûr nl saika lazaiko io , endrika>za ko saika hanampy hoe kanibala no mifampinana
10. mmmhh ( 09/06/2008 08:46)
za mbola tsy ninana bambou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2877