mijoro ho vavolombelona eto!!

1. Aino ( 21/05/2008 07:02)
Bon, dia miarahaba anreo namana indray aloha ny tenako!!

efa ela tokoa no nafatarako an'ny namana serasera 2003 aho de efa nafatatra azy, ary tsy mbola niditra namana izany, fa dia niditra karajia fotsiny no nataoko t@ izay ary Sion no ps-ko.
t@2004 kosa dia niova ps aho ary fanaina no ps-ko de t@ io ps io no nidirako voalohany ho pikiambana ho namana.

mbola zaza tokoa aho no niditra teto ary nadio fisainana tsy nieritreritra ninoninona, ary tena navitsika napiasa ny serasera.org aho nahitana ahy dol izay alea rehetra dia t@ ilay ps fanaina io. dinika,karajia,balogy,tononkalo,kilalao,forum, takelaka hafa,tononkisa, sns.
karajia moa no tena fampiasako taloha.

taty ahoriana kosa dia nangataka fialana aho ary nangataka ny piandraikitra mba amafa ilay ps-ko fanaina ary niova Aino aho, ny antony moa dia be dia be ireo namana izay nihilavanony ahy sy nanaratsy ahy nefa izaho tsy naninona azy ireo ankory, ary efa nihevitra ny tsy hiverina ho namana hintsony nefa nieritreritra aho hoe, izay ratsy saina ve no ande andaozako ny serasera fa tsy ny serasera no naninona ahy fa ny namana sasany no ratsy fanahy, dia niverina aho ary naveriko napidirina indray ilay ps fanaina na dia tsy nampiasaiko firy tsony aza.

ka hoy aho manao hoe nanomboka ny taona 2003 mandrapaha tonga ity taona 2008 ity dia iza taminareo namana no hijoro vavolombelona fa efa noedivako teto??? oui efa nisy ireo izay novaliako t@ teny sahaza azy noho ny vava nataony ahy voaloha. fa raha hoe izaho no nihilavanony anareo voaloha dia aoka hitora-bato ahy ary hijoro vavolombelona eto!!

tsy tiako manko fa mande ny resaka hoe zay piady aman'olona, moa marina ve izany??? :-w :-w :-w

bon sino tsiky faona dia ampy!!


:D :D :D merci any zoky Hery napianatra an'io teny ray io TSIKY DE AMPY!!!
novalian'i methode ny 02/06/2008 08:56
2. Ralay ( 21/05/2008 08:34)
Zah aloha dia mijoro fa tsy mbola niadivanjy e sady njy koa dia hitako fa tena olona tsotra sy azo hiresahana tsara sady feno :lol: de ampy
3. ainaheri ( 21/05/2008 10:48)
Za kou alou d tsy mijoro fa mipetraka lol fa mbola tsy niadivany ee,izy mahay karate beu knou mbay ery lol
4. xxx ( 21/05/2008 12:55)
sssssssssss! mampalahelo be ko lay sipa! marina mafy e! mijoro hono ry reto a! hita fa manaly azy eto koh!
5. cutie ( 21/05/2008 12:58)
tsy tiako manko fa mande ny resaka hoe zay piady aman'olona, moa marina ve izany???

aza raharahiana refa zavatra tsy marina :)
6. tsiafoi1 ( 21/05/2008 13:48)
Aino anisan'ny namana mahafinaritra sy tsotra, sahisahy, mahitsy mivantana.
Anisan'ny nankafizako namangivangy ny sary rehetra. Misaotra aky a!

Za aloa tena hitoraka anjiko fa saingy Toraka bizz io an :-* :-* :-* :-*
7. tlay ( 21/05/2008 14:23)
za ary edivandry fona ko :-D :-D :-D za ndray mijoro vavolombelona fa miady @ko fona ndry =)) =)) =))
8. dadabe ( 21/05/2008 18:10)
:roll:
9. Aino ( 21/05/2008 19:28)
tlay aiza re misy vatokely hitorahako an'toi ity e!!:-D:-D:-D

dadabe mo namako ooo!!! elah misy mihilavaniny faona, ndao tsika amorona group kely eh :-p;)

tsifoi1 kiss njy. tsy maintsy ataoko izay amangina anjy any dango anio.


:-* :-*
10. ramna ( 29/05/2008 18:58)
mbola tsy niresaka aky tsika sy njy fa na zany aza dia tiako be njy. Tohizo hatrany aky a. Ary indrindra aza avela hanimba ny toetsaina ny maha aty andafy andry. Ho an'ny gasy rehetra te ho aty dia ankafizo fotsiny ny fiainana , ary zarazarao ny mahasoa sy ny mahafinaritr
11. methode ( 02/06/2008 08:56)
Za aloha nisy nampiady ah tamin'i Aino e! Efa io ny ps tamin'izay dia tezitra izy njy tamin'zay dia gaga be aho hoe nisy inona. Taty aoriana vao fantatro fa hay nisy olona nisandoka ps ngamba dia mety ps-ko no nampiasainy tao amin'ny karajia tao! Ilay manararaotra kely anatina segondra vigtsivitsy iny ny fahazoako azy na dia efa misy mdp aza ny ps. Toa ohatran'ny possible mantsy taloha! Fa na izany aza aloha za tsy tezitra e! Fa nahafinaritra foana na fanaina na Aino ny ps.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2692