malaelo.
1. Aino
(
15/05/2008 19:18)
:cry: :cry: :cry: :cry:
fa tsy hitako ilay bibilava mirefy 150 metatrako teo fa lasa hono izy.
fa tsy hitako ilay bibilava mirefy 150 metatrako teo fa lasa hono izy.
novalian'i Aino ny 17/05/2008 16:00
3. kiadi
(
15/05/2008 19:44)
soloy an'io
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/tortue-20060614.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/tortue-20060614.gif[/IMG]
6. ainaheri
(
15/05/2008 20:36)
Zany!! tsy fantatra v we aiza le toerana nisy azy? Sao d ao Tsimbazaza lol
7. karinah
(
15/05/2008 23:15)
Aino:Aino: izany ve tsy lavabeeeee! dia ataon-jy inn klou izany eeeeh?
:cry: :cry: :cry: :cry:
fa tsy hitako ilay bibilava mirefy 150 metatrako teo fa lasa hono izy.
^^
8. xxx
(
16/05/2008 05:40)
ka i Aino mila bibilava hors norme kosa anie! de ohatran'iza ny habeny am zany? aza malahelo fa tadiavako! aty anaty ala tropikaly mety mahita ihany! toerana mandomando ihany no mety ahitana azy mantsy! rare zany e!
9. Aino
(
16/05/2008 08:43)
karinah izay anky no mba namako nefa tao tsy hita ilay izy ity ko!!
xxx misaotra dia ny mialoha mitady azy eh!!!;)
10. Aino
(
16/05/2008 08:55)
http://www.photozoo.org/d/4490-6/Lioheterodon+madagascariensis.jpg
karinah io jereo eo. :lol: :lol:
karinah io jereo eo. :lol: :lol:
14. nikopol
(
16/05/2008 12:53)
milimetatra no realista kokoa ry aino an!
faza maleloo njy fa za manana godabé noho io afaka ampidramiko anjy
faza maleloo njy fa za manana godabé noho io afaka ampidramiko anjy
16. Bazily
(
16/05/2008 14:56)
Aino:
:cry: :cry: :cry: :cry:
fa tsy hitako ilay bibilava mirefy 150 metatrako teo fa lasa hono izy.
Sao de mba le bibyhitako ary tadiavinao io
Alaivo aty aminay fa aty le izy
17. todisoa2
(
17/05/2008 11:42)
Aino:
:cry: :cry: :cry: :cry:
fa tsy hitako ilay bibilava mirefy 150 metatrako teo fa lasa hono izy.
mmmmmmmm
:oops: :cry: :cry: . Malaelo be zany ô?
18. Aino
(
17/05/2008 16:00)
Bazily hihihih aiza ny direction aza omeo ahy:lol:
todisoa2 hihihih za aza matahotra ny hijery an'izany ko. :°) 8-)
todisoa2 hihihih za aza matahotra ny hijery an'izany ko. :°) 8-)