50 taona lasa izay no nisy tondra-drano toahaka izao tany Valencia izay nahafaty olona 80 isa ary @ anampitsisany ireo izay hifitsy ny rano ny tranony, ankehitsiny kosa dia miverina indray izy io ary hatr@ izao aloha dia mbola vitsy ny maty izay fatatra fa nohetiny herin’ny rika izay mafy fanondra na dia tao atranony aza izy ireo dia nanjaka ihany ny heriny ny tondra-drano, ary na dia ny rindrina aza dia misy ireo izay rava tanteraka satsia nifandona t@ ireo hetana izay nohetiny rika.
Ny orana anefa dia tsy mitsahatra hatr@ izao, ny eto Barcelona aloha dia tsy mbola misy ny olana satsia somary avo ihany manko izy ka izay rano mande tonga dia mivarina eny andranomasina daholo.