rahoviana indray!!

1. Aino ( 22/04/2008 19:13)
mba mangetaheta indraindray ny mba hiverenana hiforum fa tsy misy hevitra mintsy.

mba miezaka ny mijery vaovao sy mamaky de mamaly kely fa le fotoana tena fohy dia fohy, de ny azo atao de mandalo de mitsirika fotsony sisa!!


rahoviana indray re vao tafaverina eh!!

apitapitao vaovao ihany eee!! :cry: :?
novalian'i mbaliana ny 23/04/2008 20:43
2. milaibe ( 22/04/2008 20:20)
Tsy misy mivaona mihintsy fa hampitaiko daholo lol, tsiditsidiho ihany ny akamantsika é
3. simplex ( 22/04/2008 21:22)

ity misy fanitsiana kely ho andriko ary eee:

:arrow: fotsiny no fanoratra fa tsy "fotsony" :P

efa hitako foana fa aleo mba hahitsy @ zay...
... mijaly be ny tenintsika.
aza tezitra an :)


mirary soa @ ze atao ee
4. dadabe ( 23/04/2008 04:31)
:-D :-D
5. mangidy ( 23/04/2008 15:25)
aino : @ erintaona ve? ela loatra akia a! Nantes njay RDV hono
kiss njy :-*
6. Aino ( 23/04/2008 19:10)
simplex merssy eh!! tena efa tazako matetika ihany fa asa na le tsy fahaizana na le fahazaran-jatsy no mahavoa anio, nefa izaho na dia tsy de nianatra firy ny fandroratana azy aza mba mamaky boky ihany.


mangidy inn izany RDV ??
7. mbaliana ( 23/04/2008 20:43)
rendez-vous e odryyyy :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2694