toa manahirana, ny mitia azy.

1. Aino ( 11/05/2008 09:40)
namana izay efa noraisiko tohy ny zandriko, izay anariko toroko hevitra @tsara sns, nefa teo alo izay nifamaly de tsy nifampiresaka fa tsy tiako ny nataony taminko, de zao izy tsy misy namana de izaho no voatery tsy maintsy eo anilany manoro izay ataony na dia indraindray ihany aza aho vao mba henoniny izay teneniko. de ny tsy tiako nefa dia t@izay tsy niaraka de noratsiratsiny tany @namana hafa aho, ka ankehitsiny izy tsy misy namana na dia iray aza de izaho no mba eo anilany, ka za tsy maninona azy fa ireo namako izay tsy fatany fa namako nifosany ahy teo aloha no mitantara ahy izay fanaratsiny ahy, de gaga ny namana hoe olona tohy izany ve hono mbola apiko ihany, de tsy hitako izay atao fa dia tsy afaka amela azy hirery aho fa na tsy misy olona mendrika anefa. nefa koa indraindray lasa ny saiko manotany tena fa izay lazainy ahy de lainga dol de za mba manoro azy faona le tsy andengainy de tsy mety mintsy.
novalian'i endrika01 ny 18/05/2008 12:09
2. tess ( 11/05/2008 10:15)
indry ihany no herany sy mahita izay hatao e!
raha namana mpifosa izany alou de elako lavitra, sy mpetsara velatsihy toy izany, endrasana hahavita ratsy ve izy vao hietaka indry!
aleo izy eo kou! tsy namana izany amiko aky ry aino....
ataony filamboa-tsy hary injy de refa hahita namana izy de ilaozany eo njay njy de ho fosainy ndray yhihihihi
3. Aino ( 11/05/2008 11:39)
ka ny namany anie nandao azy dol eh!!
bon za anefa efa miteny azy faona fa tsy tiako izy mihatsaravelatsia, bon fa tsy misy azo atao fa rehefa tafiaraka aminko izy cool be, de rasa sendra hifamaly indray izay de tsy haiko tsony, bon fa saingy tsy vakiako loha hintsony izay ataony.
4. rurik ( 11/05/2008 11:42)
raha ny amiko aloha aky de elaoko tokoa ajanoko deny mbola tsy zavatra lehibe ny nataony , e zany izy we mifosa andry atsy sy aroa.
sady itandry avelao izy ho tonga saina lazao azy ny marina fa alao anjanona ny maha pinamana atsika raha toizao no iarahana , de itandry eo izay teniny , raha itandry mo fa marina ny zavatra noresahiny tany @ olona de ajanony any aky , ny olona de samy toponandraikitra @ fihainany. raha noetiny toin'ny namana tokoa njy tsy nataony izany. dikan'izany ataony filandra tsy mahita ndry.
asa aloha indry ihany no erany. aleo hono miaradalana @ pamosavy toizay miaradalana @ pandainga.
5. ainaheri ( 11/05/2008 12:02)
D aza miaona aminy tsony zany kou,samy mandé samy mitady we
6. endrika01 ( 11/05/2008 12:06)
Raha fosainy ankia njy dia izao atao,avilao izy hifosa fa fosafosa tsy mahatonga aiza mintsy kah,dia aza hanotaniana akory izy hoe hay ianao mifosafosa ahy amin'ny namako hafa fa raiso lay fosa ataony ho toy ny lesoka tsy ampy,na ezaka hatao,ohatra'anh zao dia fosain';ny namako
tena namako hoe manodikodina ny akolitandreo nefa zah tsy manao an'izany,
dia izaho tsy tezitra mintsy fa odiako faninana be dia ,avadiko ndray ny tafa dia vao maika aza zah ,ataoko mannana namana lehilahy bobaka be de mangina ny vava pour parler ndreo!

matoa anie ianao fosainy dia STAR zay enao e,aza vakiana loha!fa itsikio
fa tonga saina eo foana izy @ farany,zany ary izy hoe mbola zandrinao!
dia atory foana fa aza vizana zany ankia a! :-* :-* :-*
7. Aino ( 11/05/2008 12:37)
endrika ka za koa be namana be, de rehefa tsy miaraka @namana ssany aho de miaraka ny sasany!!

de efa 1volana izay no nifindrany nipetraka teo ataikiko!! bon tsy afaka ny anilikia azy aho fa tsy manana namana izy, bon za nefa mino fa tsy hataony fananiana ilay izy fa efa lasa tohy ny aretina satsia ataony faona ilay izy de za mba miezaka aho ny anintsy azy, rehefa miaraka aminko izy de tsy avelako mifosa ny namana sasany fa bedesiko, bon tsy mifanalavitra firy koa ny taonanay.
8. ainaheri ( 11/05/2008 12:45)
endrika01:
Raha fosainy ankia njy dia izao atao,avilao izy hifosa fa fosafosa tsy mahatonga aiza mintsy kah,dia aza hanotaniana akory izy hoe hay ianao mifosafosa ahy amin'ny namako hafa fa raiso lay fosa ataony ho toy ny lesoka tsy ampy


Zay le tsy mampitovy atsika fa ra zahako alou d noteneniko mivantana izy zay zvtr tsy tsy nilamina reetra,mba tsy ahavoa an'ny sasany sy mba ahatonga saina azy kou,ka raha aretina araka voalazan'i Aino mou d efa azy iny fa ny mitandritena no ataoko!! Ny oul mifanena amiko no lazaiko eto fa tsy virtoaly
9. majakely ( 11/05/2008 13:56)
AZa hanenenanana zay tsara VItanao,de zay tsy manana fahotana aminareo no aoka hitora-bato azy!!!!paix!!!Siksééé!! de mba MIfankatiava oaa!!!
10. tess ( 11/05/2008 21:05)
aino de zé mety mety amindry ihany zany atao kou! refa tsy manelingelina andry lay toetrany! zà alou tsy de mila anzany namana mpifosa etsy sy eroa izany fa mampiady io !
11. ni81 ( 12/05/2008 12:02)
Zay le tsy mampitovy atsika fa ra zahako alou d noteneniko mivantana izy zay zvtr tsy tsy nilamina reetra,mba tsy ahavoa an'ny sasany sy mba ahatonga saina azy kou,ka raha aretina araka voalazan'i Aino mou d efa azy iny fa ny mitandritena no ataoko!! Ny oul mifanena amiko no lazaiko eto fa tsy virtoaly
Tena mitovy fijery amin'i ainaheri koa aho fa tsy mba mahazaka zavatra tsy misy fifanazavana izany. Raha tsy zakako dia antsoiko dia carte sur table no atao, avy eo hita izay tohiny.
12. Veloo ( 12/05/2008 17:03)
toa manahirana, ny mitia azy.


ie tena manahirana mihitsy hihihihi
13. xxx ( 18/05/2008 05:43)
endrika 01 hono STAR =)) =)) =)) =))
14. endrika01 ( 18/05/2008 12:09)
xxx:

endrika 01 hono STAR =)) =)) =)) =))



zany ve ,f'angah hono zah be mpifosafosa ry xxx?
:-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2338