Ditra????

1. akamatiana ( 01/03/2006 17:15)
:roll: Fa inn marina kay ny atao we ditra fa tô mahazo an'io fiteny io fona zah kle!!

De inn ilay atao we hendry fa mbô enaranay ra zany kle!!^:^^:^^:^
novalian'i fanaina ny 04/05/2006 12:57
2. cutie ( 01/03/2006 17:24)
ditra#hendry :-D
3. Veloo ( 01/03/2006 17:36)
hendry # ditra:-D:-D
4. maya ( 01/03/2006 17:38)
ditra = tsy hendry :-D
5. Veloo ( 01/03/2006 17:42)
hendry rangaha = tsy ditra a :-D:-D
6. xxx ( 01/03/2006 17:50)
tsy haditra eto tsika sy njy anjoany ry veloo :-D:-D
cutie
7. Veloo ( 01/03/2006 17:58)
=))=))=)) mety ho zany ko ka =))=))
8. xxx ( 01/03/2006 18:05)
de lasa henjy akamatiana raha haditra tsika sy njy :oops::oops::oops::oops::oops:
cutie
9. Fiffi ( 01/03/2006 18:21)
ny ditra aloha dia zavatra hatao iray ka hita fa tsy mety. Nefa indray io dia arakin'ny tsirairay no fandraisana azy. Ohatra zao hoe niteny t@ akamatiana aho fa maditra izy , nahoana ? satria tsy nety ilay nataony , ary ny mahazatra dia ny olon-dehibe no mitsara hoe ditra io .
ny endry indray dia rehefa manaraka tsara izay lazaiko i akamatiana dia endry zany satria fantatro ny zavatra lazaiko matoa aho miteny an!
10. Ragadona ( 01/03/2006 18:36)
Ditra=akamatiana,
Mety misy raikipohy hafa koa fa io aloha no fantatro
11. mimiso ( 01/03/2006 19:22)
:-w:-w:-w
12. fasaly ( 01/03/2006 19:43)
anontanio an'i maditra e! efa lasa hendry izy zao lasa hoe lejim:°)
13. Fiffi ( 01/03/2006 19:59)
14. Fiffi ( 01/03/2006 20:00)
fasaly ahhh !! tandremo sao dia hiova ps-ko aho dia lazaindry eto an! :-$:-$ :-D:-D:-D:-D
15. sonwin ( 01/03/2006 20:31)
akamatiana:

:roll: Fa inn marina kay ny atao we ditra fa tô mahazo an'io fiteny io fona zah kle!!

De inn ilay atao we hendry fa mbô enaranay ra zany kle!!^:^^:^^:^



Io ataon-dry mahatonga ilay teny io angamba no atao hoe ditra matoa ndry mahazo io teny io fona
:°)
16. Veloo ( 01/03/2006 20:38)
akama a tsssssssss tsy maditsa zany retsy njy a
misy ny tsy matanty ny fitenin-njy satria njy directe be.. nefa zany tsara rehefa directe...au moins t'es franche:wink:
17. naughtyboy ( 01/03/2006 23:41)
fantaro ze tinao alou..
18. stneh ( 02/03/2006 02:52)
tantarao anay alo le izy de zay no mitsara we ditra zany na tsy e... zay no aingana njinja
19. naritsimba ( 02/03/2006 03:56)
ditra = Manao zavatra tsy manaraka ny lalanan'ny fiarah-monina na koa tsy manaja ny hafa.
20. akamatiana ( 02/03/2006 04:51)
Fiffi> ka zah nge manaraka tenin'ouln-debe euuh!! fa de tsy haiko mitsy eeeuh!!:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2582