Liste des messages
Liste des messages, inserés par fanaina, par ordre de date
fanaina
(
27/05/2008 07:43)
bonne anniversair dol
Miarahaba manokana any Mimhie, pissoa ary Kalasnou
dia mirary tsingerin-taona mafinaritra ho anareo ny tenako kiss dol :-*:-*:-*
dia miarahaba ireo namana hafa ihany koa!!...
suite
répondu par pissoa le 27/05/2008 15:52
fanaina
(
26/10/2007 16:54)
rahoviana ny ho mba tafita izy ity!
ny vidim-piainana misondrotra lava a,sady tsy misy sécurité intsony ny publique fa mitady hivadika biby ny olona sasany, lasa be mpangala-jaza be,trafic d'organes sy trafic de personnes, misy maro n...
suite
répondu par kofbay le 26/11/2007 18:57
fanaina
(
11/08/2007 09:55)
malaelo sahady
malaelo ny te hody indray aho izany:oops:...
suite
répondu par bobone le 28/08/2007 07:04
fanaina
(
19/06/2007 18:52)
tomany
nisy tovovavy iray izany nitomany, izy tsy miteny tsy mivolana fa ny ranomaso no fafany!
dia hoy ilay madama iray hoe- inn ry ise no mampitomany anjiko tahaka anio hoa?
dia namaly izy annao hoe- ila...
suite
répondu par cbd le 20/06/2007 22:53
fanaina
(
05/06/2007 21:17)
iza ary oo?
iza ary no mihira any ilay hira oe!!!
asio daban-joridira eh!!! DABA!!
ary ilay hoe:zanaka malagasy zahay,mahalala ny......?...
suite
répondu par cbd le 12/06/2007 17:26
fanaina
(
28/05/2007 17:30)
inn ary izany?
tendrombohitra roa misy lavaka fito!!...
suite
répondu par cbd le 14/06/2007 12:27
fanaina
(
27/05/2007 08:01)
fomba fijerena sary
ory zareo hoa!! ny filaharany ilay sary mihintsy ve no efa tahaka izany sa ahoana fa mitady hireo sary hita teo aloha ho tsikeraina dia tsy hitako!!
lasa sarotrarotra aminko ilay mijery azy....
suite
répondu par Fiffi le 09/06/2007 15:09
fanaina
(
23/05/2007 11:17)
aiza?
masoko ve no tsy mahita, sa i fasaly no tsy tazana?:(...
suite
répondu par Fiffi le 03/06/2007 15:01
fanaina
(
23/05/2007 11:10)
sipa mapijaly bandy!!
ey izaho t@ taloha t@ 11-14 ans teo pampijaly bandy, izany hoe tsy mampijaly @fitiavana ankory " mbola tsy nahay any izany" fa ilay mampijaly mamono sy mamely any daka!!
de tahaka ny hoe nafinaritr...
suite
répondu par fanaina le 28/05/2007 16:53
fanaina
(
21/05/2007 21:32)
fa naninona?
izaho trotra be sady tsy mora tezitra izany teo aloha, nefa @izao mora tezitra, nefa mora misava ihany koa!! de tsy haiko hoe inn no antony!!...
suite
répondu par jasa le 23/11/2008 09:03
fanaina
(
21/05/2007 21:21)
sipa saropiaro!
misy any ilay sipa hoa mampite:evil:=((:evil:, raha azoko natao ny nikasitanana azy mety vitako!!
tena tsy lasa mihintsy ilay fisarotampiaro raha aminko manokana!!
ka ahoana no fahitanareo azy...
suite
répondu par cute le 24/06/2007 00:06
fanaina
(
17/05/2007 17:26)
t@ izany fotoana izany!
izaho izany t@ mbola tany dago nipetraka dia rehefa arivariva iny mande miaraka @sipa akama rehetra dia lasa mipetraka any ampadikiny birao.
ny namako rehetra moa miresaka momba ny sipany sns, dia iz...
suite
répondu par kelly13 le 18/05/2007 12:47
fanaina
(
20/04/2007 22:04)
inn no antony?moa ve azahoana ny tsara?
mba gaga @ ilay olona @net aho ilay tia mifamitaka sns. ny tena loza dia ilay manopa sns, nefa dia samy eto ihany, raha mifangaro vazivazy sns dia tsy koi, fa le opa mivariraraka be reny no tsy milay,...
suite
répondu par Fiffi le 28/04/2007 06:31
fanaina
(
29/03/2007 09:49)
fitiavana daholo izany
ramose iray 56 ans mirefy 236cm, nanambady vhv iray 29 ans mirefy 168cm.
http://es.news.yahoo.com/28032007/44-61/foto/hombre-mas-alto-mundo-casa-mujer-tierra.html
...
suite
répondu par andrea le 29/03/2007 20:40
fanaina
(
12/03/2007 14:45)
ho anareo namana tsy ankanavaka
ho any hireo namako sy piara mitafa aminko isan-andro any @ hafatra dia miala tsiny aloha raha tsy mamaly tsony fa misy blem ny @conections ka na afaka mamaly aza aho dia tsy mety lasa ilay izy!!
...
suite
répondu par fanaina le 03/04/2007 19:10
fanaina
(
25/12/2006 19:12)
izaho ve sa ny fisainanko??
mba lasa saina izany aho hoe, izaho ve no efa tena ratsy mihintsy sa ny saiko no mieritreritra zavatra diso sa¿...? matetika dia lasa ny saina hoe mba ratsy tarehy koa aho ity!!:-o:?...
suite
répondu par niryna le 30/12/2006 01:58
fanaina
(
23/11/2006 19:39)
mora lazaina oooo!!
mba gaga ny tanora sasany aho fa maika hery ity vava milaza hoe tiako ianao na koa atolotro ho anao ny foko nefa tsy mahay ny manantanteraka any izany ankory avy eo!!!
...
suite
répondu par vale le 29/11/2006 10:35
fanaina
(
19/11/2006 18:49)
ftn
rehefa misy olona iray tia olona hiray dia tena hita mihintsy hoe amoureux-se fa tena mirediredy mihintsy ny sasany moa ny sasany indray tahaka any ilay tiany faona no Etoile aminy!! ny tiako lazaina ...
suite
répondu par colar le 02/12/2006 10:50
fanaina
(
17/11/2006 19:52)
miarahaba aloha vao manotany!!
miarahaba any herimiafina aloha tratry ny tsingerenanny taona!!
dia manotany hoe ary ela marian aizy tsy hita hintsony ah!!sa moa izy tsy pandalo dinika?...
suite
répondu par fanaina le 18/11/2006 13:19
fanaina
(
13/11/2006 15:34)
izay ve ilay hoe tena tia!!
Izay ve ilay hoe tena tia sa....
Mahita olona iray aho rehefa mahatsiaro ny malalany dia mitomany faona. Ary izy tsy vhv nefa fa lhl.
:-*:-*...
suite
répondu par oniarilala le 23/11/2006 12:00
