malaelo sahady

1. fanaina ( 11/08/2007 09:55)
malaelo ny te hody indray aho izany:oops:
novalian'i bobone ny 28/08/2007 07:04
2. zambolida ( 11/08/2007 10:22)
fa anga lasa lavitra no teha hody:lol:
3. sitlo ( 11/08/2007 13:48)
aza tomany intsony fa omeko sabatra. :wink:
4. Fiffi ( 12/08/2007 06:23)
:)fanaina: :-*:-*:-*
5. wooda ( 12/08/2007 12:04)
oviana no alaina fanaina? :°)
6. Fiffi ( 14/08/2007 07:55)
fanaina: de nanao ahoana akia zay ? :-*:-*:-*:-*:-*
7. fasaly ( 14/08/2007 08:01)
ny nostalgie tsy maitsy misy foana refa avy mande vacs e! indrindra fa ni flirt kely tany indry fa tena an! tiomany tomany:cry::-P;-):-D
8. Fiffi ( 14/08/2007 08:07)
fasaly: ié ! marina akia zany an ! indrindra raha hoe lasa tany dago....:(
9. sympa ( 18/08/2007 09:49)
!mosoara fanaina :cry:
10. fanaina ( 20/08/2007 17:38)
misaotra any simpa nanolotra mosoara lol!!!


aleo angamba tsy alahelohelo hintsony fa hiandry ny manaraka indray ary tsy maintsy mbola hiaona faona.:):D
11. sympa ( 21/08/2007 12:34)
fanaina >> ;-);-):-*:-*
12. lloyd ( 26/08/2007 13:36)
13. bobone ( 28/08/2007 07:04)
fanaina: ntsoooooô! marina izany efa nahazo mosoara tany @ simpa an! tsara ny manana namana fa nisinda ny halahelo an=D=D:-*
ibs akia zandry kely an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1115