tomany

1. fanaina ( 19/06/2007 18:52)
nisy tovovavy iray izany nitomany, izy tsy miteny tsy mivolana fa ny ranomaso no fafany!
dia hoy ilay madama iray hoe- inn ry ise no mampitomany anjiko tahaka anio hoa?
dia namaly izy annao hoe- ilay akoho tatsy ambadikiny trano novonoiko nataoko saosy ao andakozia ao!!!

dia inn aza no nampitomany azy ô
novalian'i cbd ny 20/06/2007 22:53
2. kelly13 ( 19/06/2007 19:49)
le oignon nanamboarany ny sôsy
3. sympa ( 19/06/2007 20:19)
bedy izy fa ilay akoho natao sosy an'i dadabe any :roll:
4. karinah ( 19/06/2007 22:10)
euuhhh!..:-D:-D:-D:-D
5. wooda ( 19/06/2007 23:56)
:°) mety efa haiko fa aleo aloha asina suspens kely²
6. cbd ( 20/06/2007 22:53)
:roll: mbola mitady za fa tsy tadidiko :-/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0347