nisy tovovavy iray izany nitomany, izy tsy miteny tsy mivolana fa ny ranomaso no fafany!
dia hoy ilay madama iray hoe- inn ry ise no mampitomany anjiko tahaka anio hoa?
dia namaly izy annao hoe- ilay akoho tatsy ambadikiny trano novonoiko nataoko saosy ao andakozia ao!!!