miarahaba aloha vao manotany!!
1. fanaina
(
17/11/2006 19:52)
miarahaba any herimiafina aloha tratry ny tsingerenanny taona!!
dia manotany hoe ary ela marian aizy tsy hita hintsony ah!!sa moa izy tsy pandalo dinika?
dia manotany hoe ary ela marian aizy tsy hita hintsony ah!!sa moa izy tsy pandalo dinika?
novalian'i fanaina ny 18/11/2006 13:19
2. fasaly
(
17/11/2006 19:56)
ary androky zany ry fanaiana tena hoe bye kely fa bye be fa mandalo ihany isaky ny mn:roll::roll::roll::-D:-D
4. fasaly
(
18/11/2006 10:10)
ka omaly ndry taorina ny bye kely impolo kely niditra kou:roll::-D:-D:-D:-D tsy aleo zany ts atao bye fa siksa kely klou!:-D:-D
5. fanaina
(
18/11/2006 13:19)
fasaly :-D ka tsy mianatra riva ko!!!
de na mianatra koa aza de rehefa sendra maka recreation iny miditra de six kely izany ko:-D
izhao tsy mahay any ilay izy:-D
de na mianatra koa aza de rehefa sendra maka recreation iny miditra de six kely izany ko:-D
izhao tsy mahay any ilay izy:-D
