ftn

1. fanaina ( 19/11/2006 18:49)
rehefa misy olona iray tia olona hiray dia tena hita mihintsy hoe amoureux-se fa tena mirediredy mihintsy ny sasany moa ny sasany indray tahaka any ilay tiany faona no Etoile aminy!! ny tiako lazaina dia hoe tsara indrindra eto amboniny tany nada tsy dia manao ahoana aza!!!
novalian'i colar ny 02/12/2006 10:50
2. fanaina ( 19/11/2006 18:50)
misy ny sasany tena tsy misy andro ihainanany na andro na alina fa dia mivezivezy sy tao very saina fotsony. alina indray dia tsy mahita tory fa any @ilay tiana faona ny saina.:arrow::arrow:
3. belaza ( 19/11/2006 19:28)
ka adala hono izay tia kou, ka ahoana mo no tsy hirediredy?
4. fanaina ( 19/11/2006 19:51)
izay izany ilay hoe izay tia adala!!
5. vale ( 19/11/2006 21:52)
marina io belaza a! ;-)
6. fasaly ( 19/11/2006 21:57)
fanaina:

ilay tiany faona no Etoile aminy!! ny tiako lazaina dia hoe tsara indrindra eto amboniny tany nada tsy dia manao ahoana aza!!!




izay tiana mitombo tarehy nge ry fanaina e! tsara foana iny rahefa tinjy:wink:
7. Milaliso ( 19/11/2006 22:24)
tao lasa nifindrany ilay tampoka koa aza aho ko!!
amoureuse de mikondrakondrana :oops:!!!
8. Fiffi ( 20/11/2006 06:43)
fanaina: andraso fa ho tsapandry zany rehefa tena amoureuse ndry ! :)
9. fasaly ( 20/11/2006 06:56)
hounnnnn! tratrako fa i aino ihany no milaliso an!:P
10. Fiffi ( 20/11/2006 09:42)
:-D:-$
11. vale ( 20/11/2006 12:20)
Fiffi, Fasaly: angah tsy bandy io Milalisoa io:lol::roll::roll::roll:

Fanaina: tena marina aky izany zandry kely a:-*, ny fitiavana aza nge aky mahavoky e:lol::lol::lol::oops::^)
12. vale ( 20/11/2006 12:24)
Milaliso:

tao lasa nifindrany ilay tampoka koa aza aho ko!!
amoureuse de mikondrakondrana :oops:!!!
Milaliso: amoureuse?:roll:


13. fanaina ( 20/11/2006 12:33)
fasaly tsy izhao hirery anky io milalisoa io fa anay michamy kely ah!! fa ny mombamomba tsy ahy fa azy!!
ny ahy dia Fanaina sy Aino no vaforit-ako!!

tratra aho @izhao ko!! fa izaho amoureuse fa tsy mirediredy fa ny foko fotsony no mitoboka(l)(l)(l):roll:
14. fasaly ( 20/11/2006 12:51)
:P :-D nareo michamy iza e!:-D tonga de koboko am fanoratana sy foma firesaka:-D:-D:-D tsa manakory aky a!:-*
15. fanaina ( 20/11/2006 14:11)
fasaly hihihi saleo aza manao any izay ko izay ilay xxx:-D
16. fasaly ( 20/11/2006 14:57)
iƩ! marina ka!:wink:
17. tequila ( 28/11/2006 07:30)
mifalia ary raha mbola ny euphorie amboalohany izany rediredim-pitiavana izany e. Aza tratran'ny amoureuse nefa efa lasana nadao ilay fitiavana!(l)
18. tsimatimanota ( 28/11/2006 07:54)
tsy mazava loatra tequila a,
azafady
19. tequila ( 28/11/2006 11:35)
zany ve tsy mazava e. rehefa mbola lay eny ambony rahona amboalohany hoa dia araraoty tsara fa mampamoy fo ny amoureux nefa tsy zaraina ny fitiavana fa sens unique hozy ny sasany.
20. colar ( 02/12/2006 10:50)
ka efa miara mipetraka zany zao ifanaina sy aino sy milaliso sy iza ko re e,hahahhhha, arabaina klo e,kay zany lasa amoureuse b ny akama zao ko,fa tao an tanana ihany sa nafarana sa tato am serasera sa tany ampiangonana sa .......,lina b za,hihiihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3689