fa naninona?

1. fanaina ( 21/05/2007 21:32)
izaho trotra be sady tsy mora tezitra izany teo aloha, nefa @izao mora tezitra, nefa mora misava ihany koa!! de tsy haiko hoe inn no antony!!
novalian'i jasa ny 23/11/2008 09:03
2. booboo ( 21/05/2007 21:34)
hormones :°)
3. fanaina ( 21/05/2007 21:45)
lol:°)
4. fanaina ( 21/05/2007 21:46)
booboo izaho t@ mbola kely nasiaka be, dia avy eo taty ahoriana nilamina dia izao indray niverina dia hormones ko ve izany:lol:
5. Fiffi ( 21/05/2007 22:07)
fanaina:
izaho trotra be sady tsy mora tezitra izany teo aloha, nefa @izao mora tezitra, nefa mora misava ihany koa!! de tsy haiko hoe inn no antony!!
fanaina: normale akia io an ! efa mihalehibe ndry zao de tsy mitovy intsony ny fomba fianandry tam mbola kely.....samy nandalo tam zany daholo ny olona.....:)


6. ikaretsaka ( 22/05/2007 03:33)
fanaina:

izaho trotra be sady tsy mora tezitra izany teo aloha, nefa @izao mora tezitra, nefa mora misava ihany koa!! de tsy haiko hoe inn no antony!!


Niha nitombo ianao, niha lehibe, Normale izany
7. colar ( 22/05/2007 05:47)
mety we misy zavatra tsy ampy ao an,ny ol mantsy refa kizitina zayndrindr fa ny vhv de misy tsy ampy ao zay,diniho tsara ao aky a,misy zavatra zay tena mampilamintsaina,maha calme,mahafalifaly ny vhv,na lhl ko aza,ko de mahereza e,hihihhh
8. lancia ( 22/05/2007 07:42)
alamino ny saina fa afaka hoazy io e,hihihi
9. najah ( 22/05/2007 08:26)
fanaina-> raha hitako ny valiny de alefaiko mail @nao. fa ny maha samy hafa azy ndray de za lhl; tsotra be sy tsy mora tezitra koa taloha fa zao tena brrrrrrrr 8-):evil:
10. fanaina ( 22/05/2007 09:07)
Mpandefa : colar [ Valio ] 22-05-2007 07:47:10
Lohateny : Re : fa naninona?
mety we misy zavatra tsy ampy ao an,ny ol mantsy refa kizitina zayndrindr fa ny vhv de misy tsy ampy ao zay,diniho tsara ao aky a,misy zavatra zay tena mampilamintsaina,maha calme,mahafalifaly ny vhv,na lhl ko aza,ko de mahereza e,hihihhh
misaotra eh!! ny saina indray milamina ka!! tsy hoe kizitina anie fa tezitra mihintsy eh! mitserona be hireny.
11. fanaina ( 22/05/2007 09:08)
najah any @hafatra dia efa mety!!;)
12. Imahaka ( 22/05/2007 10:37)
fanaina> mila mankaty amiko ianao dia tsy mora tezitra intsony fa lasa mitsiky irery aza mazana!:wink:(l)
13. Aino ( 22/05/2007 11:17)
Imahaka de ahoana iznay efa be tsiky mbola ho lasa miampy indray!! tsy diso faly laotra indray ve!!!


aiza aza ilay toherana eh!
14. Fiffi ( 22/05/2007 11:52)
:) tena nihalehibe fanaina an ! normale be akia io an ! de ao am-zay aloha :) de ampy ! :-*:-*:-*
15. sympa ( 22/05/2007 13:13)
fanaina -> raha misy zvtr mahasorena anao de tsy maintsy tezitra fona enao ka :!: :wink: Fa aiza de miasa loha be loatra @zany fa sao de lasa "HAFANAIN"- nao eo doly ny zvtr rehetra eo an :!: :-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. Aino ( 22/05/2007 13:35)
sympa lol!!! non teo aloha tsy mivakiloha firy izany aho na opaina aza fa avelako any, @izao lasa mamaly aho sady masiaka be ny famaliko azy!!!:lol: fa tsy masiaka na tezitra @tsy misy dikany koa anefa ah!!
17. sariaka ( 22/05/2007 15:53)
sao dia misy olana personnel kosa dia izay dia hita manahirana avokoa:?:
18. fanaina ( 23/05/2007 11:19)
ah ah ah!! fa tahaka ny manadala ny saiko ilay izy!!:-o
19. sympa ( 23/05/2007 23:22)
Aino.....euh fanaina -> avy atao calin enao ary eee :!: :-*:-*:-*:-*
20. najah ( 23/05/2007 23:39)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0816