fa naninona?

21. sympa ( 24/05/2007 00:29)
najah :arrow: Fa inon no to mpme anao rery eo :?: 8-) :-D
22. Aino ( 24/05/2007 10:11)
ojyyyyyyyyyyyyyyyy8O

sympa izaho tsy matanty hatao calin fa :oops::roll::^)
23. sympa ( 24/05/2007 14:04)
Aino :arrow: :-D:-D:-D:-D:-D Tsy misy mahita ange eeee :-D:-D:-D:-D
24. Aino ( 24/05/2007 17:05)
:-@:-$+:*
25. sympa ( 24/05/2007 23:16)
Aino :arrow: nntsay eeee :*:*
eo ary fa tapenako ny sofiko o^oo^o :-D:-D:-D:-D:-D
26. Aino ( 27/05/2007 00:16)
:-D:-D:-Dde tsy maheno ny bitsibitsika indrya lol..
27. sitlo ( 27/05/2007 00:52)
Anontanio an' i Maonina.

Aino- Hormone ah, maninona aho no mora tezitra?
Maonina- Tsy haikoooo, mety mitady akama 8) ianao dia tsy mahita
Aino- :°)
28. jasa ( 23/11/2008 09:03)
izaho koa toy izany, fa rehefa nodinihiko ny antony dia satria izaho toa tsotra loatra ka rehefa misy zavatra mitranga dia izaho ihany no toa iangonan'ny rihitra satria izaho tsy mba mahay mamaly; sady izaho koa be vazivazy koa vao maisa nararaotin'ireo olona fetsifetsy; efa tsapako anefa izany fanararaotana izany taloha saingy tsy nahoako akory raha izay no hamaha ny olana. fa taty aoriana efa miha lehibe ny tena ny resaka toa mila hanimba ny ho avy ny mpanararaotra faly manararaotra ihany koa hitako fa tsy manampy azy ireo izany, koa mila mamaly aho izaho anefa tsy mahay mamaly koa zary toa masiaka be ny famaliko. sao dia toa izany koa no nahazo anao? misaotra.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3488