izaho ve sa ny fisainanko??
1. fanaina
(
25/12/2006 19:12)
mba lasa saina izany aho hoe, izaho ve no efa tena ratsy mihintsy sa ny saiko no mieritreritra zavatra diso sa¿...? matetika dia lasa ny saina hoe mba ratsy tarehy koa aho ity!!:-o:?
novalian'i niryna ny 30/12/2006 01:58
2. fasaly
(
25/12/2006 21:38)
fa in no hatao hoe ratsy ry fanaina???tsisy oul ratsy zany wa fa aza miteninteny foana ......
3. soanja
(
25/12/2006 22:18)
Indry dia mahafatifaty. Isaky ny mijery fitaratra indry de resaho ny vatandry hoe misaotra nanome tsiky ahy isanandro eto amin'ny fitaratra.
4. niryna
(
26/12/2006 03:04)
Mitombona io tenin\'i fanainana io.Misy olona miteny ny tenany ratsy sy tsy misy mpitia,na misaraka amin\'ny olona dia miteny hoe iza no haka ahy intsony.Omena fampanantenana ny olona manao ireny,mijereva fitaratra dia miteny irery hoe tsy misy olona ratsy izany,samy manana ny tarehiny avy ny olona matoa aho nataon\'Atra dia efa niteny izy hoe tsara.Tsy maitsy mihezaka ny mitia ny tenanao ianao satria miverina io fanontaniana io hoe iza tokoa moa no mitia ahy raha izaho tenako aza tsy tiako.Manana toe-tsaina madio na positive fa mandeha io.Avereno koa ny teny hoe ny vodi-tsobika aza manan-tandrify fa maika fa izaho
5. naritsimba
(
26/12/2006 09:39)
Aoka isika hisaina tsara vao miteny, tadidio fa :
« Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik'Andriamanitra no namoronany azy; lahy sy vavy no namoronany azy. » (Genesisy 1:27)
« Izay mandatsaka ny ran'olona, dia mba halatsak'olona kosa ny ràny, satria tahaka ny endrik'Andriamanitra no nanaovany ny olona. » (Genesisy 9:6)
Endrik'Andriamanitra izaho, ianao, isika, koa raha mihevitra antsika ho ratsy isika dia tadidio fa ratsy koa izany Andriamanitra.
Tsy misy ratsy izany, fa na mainty, na fotsy, na mena, na mavo na inona dia tsara daholo matoa nataon'Andriamanitra.

6. Aino
(
26/12/2006 17:06)
misaotra anreo hoe, marina tokoa izany!!!
fasaly ka indraindray aho mihezaka ny tsy heritreritra any iznay nefa tsy mety!!! hiezaka aloha.
fasaly ka indraindray aho mihezaka ny tsy heritreritra any iznay nefa tsy mety!!! hiezaka aloha.
7. fasaly
(
26/12/2006 18:41)
tsy manana fahatokisana andry zany indry:wink: obsedée am tarehindry ndry hihihi!
8. niryna
(
30/12/2006 01:58)
Izaho kosa aloha dia tsy mba nanana fialonana olona izany ary mijery fitaratra foana aho isaky ny mivoaka mijery ny bikako, mampiady loko rehefa mivoaka,miaraka amin\'ny rojo sy ny kiraro,mahatoky ny tenako aho na misy lesoka kely toy ny rehetra aza,rehefa manana fo madio, mifaly lalandava,mamadika ny olana ho hisy vahaolana,mampianatra ny manodidina hanao zavatra tsara lalandava, tsy miteny fa manao dia maka-tahaka ny olona,lasa tia ny tenanao fotsiny ianao.Andramo kely ange e na iray fotsiny ihany aza,ataovy hezaka 2007 io.