inn no antony?moa ve azahoana ny tsara?

1. fanaina ( 20/04/2007 22:04)
mba gaga @ ilay olona @net aho ilay tia mifamitaka sns. ny tena loza dia ilay manopa sns, nefa dia samy eto ihany, raha mifangaro vazivazy sns dia tsy koi, fa le opa mivariraraka be reny no tsy milay, tsy mba manaja any manodidina!!!

save ilay olona mino fa dia ao ambadiky ny net ao izy ka tsy hisy ahafatatra azy mihintsy na anao izay tiany atao aza izy!! ka any de manitatraina be anao any izao sy izao.

nefa tsy tsaroany fa boribory anie ny tany, ary kely izao tontolo izao. ( aza manao ny ratsy ihany eh!)
novalian'i Fiffi ny 28/04/2007 06:31
2. diamondra27 ( 20/04/2007 22:30)

de mamitaka ahoana aloha zany e! sao de tsy mitovy le fandraisana ny resaka

manaova tsara foana zany no tiandry tenenina e!
miezaka manao fa indraindray tsy mety e!
3. ikaretsaka ( 21/04/2007 03:50)
mba afaka azavaina tsara sy mazava hoe ny nitranga aloha fa tsy azo .. alohan'ny hitsara be fahatany?
azafady
4. Fiffi ( 21/04/2007 06:21)
ny zavatra tian'i fanaina lazaina angamba de tsotra fotsiny : "ny fihatsarambelatsia" "mamadika"

Ohatra fotsiny zao hoe misy olona nalaina ho tena namana de mahatoky an'io olona io enao .....de mifampilaza sekiré am-pahatsorana....nefa atsy ambadika atsy ....:-w:-w:-w de ny tena gravy de manompa , de ao ozy fanaina ny mpamitaka , mifamitaka ....de mody hatao vazi2 le izy sa tsy zany ry zandry kely fanaina no tianao lazaina eto ?
5. xxx ( 21/04/2007 11:36)
za ko aloh ef nisy nanao anzany e!nifandray tena tamimpahatsoratra teto @ net de novaliako koa ary tena tamimpanajana tanteraka no namaliako ny resany ary efa nifandray tsara.Tampoka teo de nandefasany sary mamoafady bdb za ary kivy tanteraka ah.mampalaelo le toetsaintsika gasy e!
6. dadie ( 23/04/2007 16:52)
fanaina> misaotra andry aki nanao io hevitra io fa izay oul voan'io na tratran'io famitahana io dia maniry azy ireo ho tonga saina aho enao
hoy i fiffy
.....de mifampilaza sekiré am-pahatsorana....nefa atsy ambadika atsy .... de ny tena gravy

marina zany ,tsy mbola voa alo za fa tsy maniry koa e ,ze oul voa v mamaky ka tsy ho tonga saina?
7. sakaizakely ( 23/04/2007 17:04)
raha ny amiko aloha, ny virtuel dia aleo ajanona ho virtuel. Tsy mety le manantena betsaka am izay olona tsy fantatra ary ambadimbadika ary. Tsy tokony azo raisina namana raha tsy efa tena mifanerasera mivantana efa ela. Manjary déçue fotsiny raha atao ambony loatra ny fanantenana ilay "namana" virtuel

Nefa tsara koa Fiffi raha eritreretina tsara hoe inona no atao hoe namana

am vazaha misy définition betsaka, arakaraky ny degré andraisanao azy dia misy ny

connaissance
copain-copine
ami(e)
meilleur(e) ami(e)
confident(e)

dia tsara raha sokajina arak'ireo izay "namana" mifandray aminao rehetra mba tsy hisian'ny fahadisoampanantenana atsy aorina atsy

Teneniko hoe Fiffi fa izy manko tsara fanahy be izay ka sao araraotin'ny olona tsy mahita afatsy ny tombontsoany ifaneraserany amin'i Fiffi fotsiny ;-)
8. Fiffi ( 24/04/2007 14:41)
dadie:
marina zany ,tsy mbola voa alo za fa tsy maniry koa e ,ze oul voa v mamaky ka tsy ho tonga saina?
heu....raha be fitiavana le olona de mahay mandefitra....de manana tolérance be...fa rehefa feno ve ny vazy tsy hi-déborde hiany niafarany ? na izany aza an ! mafy hiany zany hoe fitiavana namana zany fa kosa aloha an ! le manompa tena adaboka avy hatrany klé !


9. dongadonga ( 28/04/2007 04:43)
fa iza @tsika ato no tena manampahaizana @ le manonpa,tonga de lazao eto ho hitany rehetra ,fa androni mangarahara izao an:{
10. Fiffi ( 28/04/2007 06:31)
indrisy fa tena misy ireny an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4631