aiza?

1. fanaina ( 23/05/2007 11:17)
masoko ve no tsy mahita, sa i fasaly no tsy tazana?:(
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 15:01
2. Fiffi ( 23/05/2007 12:53)
Tato farany : 23/05/2007 16:36 vao omaly akia izy no tato an !
3. sympa ( 23/05/2007 12:59)
Fiffi -> omaly sa androany kay :!: 8-) :-D:-D To ny daty nao manko androany de enao kanefa milaza hoe omaly izy tato farany :!: :°):°);-);-)
4. Fiffi ( 23/05/2007 13:06)
sympa: heu...kay androany le 23 :oops:
5. xxx ( 23/05/2007 16:26)
efa olonkafa mihitsny no mampiasa io ps io fa tsy izy intsony.
6. Fiffi ( 23/05/2007 16:41)
:roll::roll::roll:
7. sympa ( 23/05/2007 22:39)
Fiffi -> :-D:-D:-D:-D:-D Adino nao sahady ny anjo fa variana mfrom fona an :!: :-D:-D:-D:-D
8. xxx ( 24/05/2007 01:03)
mfrom? so de lazain'i sympa be from ndray ary Fiffi ity?? tsy miforum ve no marina??? :wink:
9. Aino ( 24/05/2007 10:10)
ka izy be resaka eto nefa tsy tazako mamaly @dinika iznay!! fa efa nojereko mihintsy ny andro nandalovany farany
10. sympa ( 24/05/2007 11:48)
xxx --> Za tsy ny precise fa enao zao no nilaza an'io kle :-P:-D:-D:-D

Aino --> za ko ary mba gaga ko :-/
11. nathie86 ( 25/05/2007 07:19)
xxx :roll::roll::-D
12. lancia ( 25/05/2007 07:23)
mety eo ihany izy ka
13. tess ( 25/05/2007 16:03)
fa iza izany olona izany ry reto????:roll:
14. sympa ( 25/05/2007 16:59)
tess 8O 8-)8-) Nga tsy hitanao le anarana tery ambony :roll::roll:
15. tess ( 25/05/2007 17:37)
sympa: hay ve!!!! tsy mbola fatako izany....azafady ary e!
16. totofy ( 25/05/2007 18:17)
FFFFFFFAAAAAAASSSSSSAAAAAALLLLYYYYYYYY
aaaaaaaaaaaaaaaaa ! :-D:-D:-D=))=))
17. Fiffi ( 25/05/2007 18:50)
:-D:-D:-D:-D totofy: sur zah fa nihevona zay fasaly any ! atchoummmmmmmmm :-D:-D:-D:-D:-D
18. tess ( 26/05/2007 07:16)
:-D:-D:-D:-D:-D
19. Aino ( 27/05/2007 00:14)
tao tsy reany aza koooooooooooo
20. dongadonga ( 27/05/2007 08:14)
ka izy mbola lasa ary kou:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1581