aiza?

21. tess ( 27/05/2007 20:02)
lasa aiza????:-D
22. fanaina ( 29/05/2007 17:08)
miakohoka eo anatrehany fasaly mba hiverina^:^^:^^:^
23. mamzelkely ( 30/05/2007 10:39)
:cry: k'hita ko ela be zay fasaly ts nandalo tokony mba manome signe ftsn izy hoe aiza :cry:
24. tess ( 30/05/2007 16:39)
mety ho avy eo ihany izy angamba ry reto a! izaho aloha tsy malala an'inzany fa tsy misy namana janjavona zany fa lasa nanao vacance angamba na sahirana ny olona.....ato anie ry reto tena mandany fotoana be e!:-D:-D:-Dlasa raikitra be ato aho nefa vao haingana no niditra:-D:-D
25. ftma ( 01/06/2007 10:20)
hay ve nareo mbola mitady an'i fasaly e, tsy mandeha ny internet fa mbola hiverina eo ihany izy
ataovy ohatry ny eo ihany izy e :wink:
26. xxx ( 01/06/2007 20:34)
Ireo namana teto tao anatin'ny 10 minitra (15)

Webmaster (23:32:35)
dreamm (23:32:35)
pissoa (23:32:28)
Belle (23:32:13)
coco13 (23:31:48)
Danz (23:28:41)
Vaika (23:26:30)
cutie (23:26:23)
mandrak (23:26:13)
tynah (23:25:33)
Herimiafina (23:25:18)
chabrinah (23:24:11)
taratrakely (23:23:31)
bibilax (23:23:16)
fanaina (23:23:05)
Tohiny...

i herimiafina aloha io tazako eto io zao:°)
27. fanaina ( 01/06/2007 20:46)
:):°)
28. wooda ( 02/06/2007 18:44)
mampite ... fanaina ty marina!

29. wooda ( 02/06/2007 19:13)
wooda->tsssssssss tsy mahay raha


30. Fiffi ( 03/06/2007 15:01)
wooda: inn akia io ? :{:{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.306