ho anareo namana tsy ankanavaka

1. fanaina ( 12/03/2007 14:45)
ho any hireo namako sy piara mitafa aminko isan-andro any @ hafatra dia miala tsiny aloha raha tsy mamaly tsony fa misy blem ny @conections ka na afaka mamaly aza aho dia tsy mety lasa ilay izy!!


manarakizay dia mety tsy afaka mandalo tsony aloha ka dia mirary ho anareo rehetra ny tenako dia mazotoa dol mi-forum sy miresajesaka eh!!

izay fa bye dol dia mazotoa, tsy anadino ankory fa raha tsara nifanaovana dia ampoho lalandava nareo hoe
novalian'i fanaina ny 03/04/2007 19:10
2. salmo1 ( 12/03/2007 14:47)
zah hirara :D
3. kelly13 ( 12/03/2007 15:28)
salmo1>:°)

fanaina>bon courage ankia aaaa kisss njy
4. Samoana ( 12/03/2007 15:30)
raha mande i fanaina aleo mba hajanona ho anay eto ihany Aino e :cry:!
(Kirin'antitra ny ahy fa ny mahasoa an-dry tsinjovina e:wink::-*)
5. salmo1 ( 12/03/2007 15:46)
fanaina:
ho any hireo namako sy piara mitafa aminko isan-andro

hihi raha tsy diso aho isakiny 1 volana na eri-taona.

Fa waiza ki ndry fanaina:?:
6. fasaly ( 12/03/2007 15:55)
aino! soava dia de miverena ihany e!:-P
7. Vahinala ( 12/03/2007 16:05)
Ndao ndray ary aloha e, aza manadino fa mba miverena ihany.
8. ftma ( 12/03/2007 16:34)
Aino: vao androany dadie nanontany hoe aiza njy
Aza ela e fa malahelo izahay
bisou mamy
9. sitlo ( 12/03/2007 19:07)
asiana sary kely aloha izany ho fahatsiarovana an'i Aino :P

10. simplex ( 12/03/2007 19:18)

sitl,
mba ataovy sexy kosa ranga fa sao d tsy miverina tsony izy a :°)
11. tslem ( 12/03/2007 19:41)
aza maharitra ela lôtra fa refa mverina tiko ihany ô :-*:-*
12. Stretch ( 12/03/2007 19:52)
sitl> hita ihany ny ol tsy de norma refa manao veloma
:-D
Mpandefa : tslem [ Valio ] 12-03-2007 20:41:10
Lohateny : Re : ho anareo namana tsy ankanavaka
aza maharitra ela lôtra fa refa mverina tiko ihany ô


mot de pass n'iza ary io zé mahay :-D:-D
13. sitlo ( 12/03/2007 23:03)
Mot de pasin'izay tovovavy mahatehotia izay :°)

simplex> amin'izao ange dia mahatsiaro anazy foana rehefa mahita ireny trano vita amin'ireny biriky ireny eh, hoe any izay i Aino eh :°)
14. sakaizakely ( 13/03/2007 08:33)
sitlo> fa inona no ifandraisan'i fanaina @ bloc d'agglo ?
15. Fiffi ( 13/03/2007 08:35)
de mazotoa akia zandrikely an ! :):-*:-*:-*:-*
16. Stretch ( 13/03/2007 18:06)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 13-03-2007 00:03:51
Lohateny : Re : ho anareo namana tsy ankanavaka simplex> amin'izao ange dia mahatsiaro anazy foana rehefa mahita ireny trano vita amin'ireny biriky ireny eh, hoe any izay i Aino eh


santimaka nianga avy any am Dety sy ny tantarany tam le trano mavokely ndray lesy zany a !
za tondé kôpy , Nnnntsôôôôô. . .:-D:-D:-D
17. karinah ( 13/03/2007 18:36)
stretch:-D:-D:-D:-D
18. sitlo ( 13/03/2007 20:11)
:-D, santimaka mandeha miainga tsara izany fa tsy noforonina tamin'ny tantara.
enao koa izao ananako inspiraka tsara. :°)
19. Stretch ( 13/03/2007 20:20)
20. sitlo ( 13/03/2007 20:21)
hahaha
ananan kah, hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.518