fitiavana daholo izany

1. fanaina ( 29/03/2007 09:49)
ramose iray 56 ans mirefy 236cm, nanambady vhv iray 29 ans mirefy 168cm.
http://es.news.yahoo.com/28032007/44-61/foto/hombre-mas-alto-mundo-casa-mujer-tierra.html
novalian'i andrea ny 29/03/2007 20:40
2. salmo1 ( 29/03/2007 09:54)
vhv 18 años manambady lhl 25 años =))
3. simplex ( 29/03/2007 10:17)
beau couple :P
4. fanaina ( 29/03/2007 10:43)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 29-03-2007 11:54:27
Lohateny : Re : fitiavana daholo izany
vhv 18 años manambady lhl 25 años
fa izany anga ratsy? fitiavana daholo izany
5. karinah ( 29/03/2007 11:09)
vive l'amouuuur...=D=D=D
6. Rainikarabo ( 29/03/2007 11:10)
miady ve ny pièce? eo no mahaliana koakoa
7. tywa68 ( 29/03/2007 11:47)
fanaina : variana mijery olona an ! fa tsy maintsy miverina eto @ namana e :-D

Rainikarabo : mila détails momban'ny pièce angaha enao ? :-D:-D
8. Stretch ( 29/03/2007 11:52)
tondé tsotsona fôna am zao le sipa ko ,
ra tsy zany tsy tazana :?
9. ikaretsaka ( 29/03/2007 12:22)
lovy izy lovy
10. kelly13 ( 29/03/2007 12:26)
fa tena marina v oe aretina hono io oul lava b io? tsy haiko tsony ze naharenesaka an'io :oops:
11. Stretch ( 29/03/2007 12:28)
aretina ahôna aky ry kelly ,
tsy ny mifanohitra v oe fahasoavana,
zao tondé matakadanitra:°)

fa tsy maintsy mitsongoloka refa mody.:°)
12. Vahinala ( 29/03/2007 12:29)
kay io le lhl lava indrindra eto ambony tany e ! Fitiavana daoly marina zany !
13. kelly13 ( 29/03/2007 12:31)
tsy haiko ankia ry stretch fa henoko kelke part izany, tsy haiko ze fahamarinany :oops:
14. Stretch ( 29/03/2007 12:34)
marina le oe aretina e !
fa tsy alavitra anay eto misy 240cm
fa lery mbola jeune.
de andé tao am tele local ny reportage le izy fa am teny moramanga de tsy de naharototra a loatra,
15. vale ( 29/03/2007 14:35)
Rainikarabo:

miady ve ny pièce? eo no mahaliana koakoa
:-D:-D:-D:-D:-D


16. xxx ( 29/03/2007 18:40)
17. nikopol ( 29/03/2007 18:42)
Mpandefa : Rainikarabo [ Valio ] 29-03-2007 13:10:53
Lohateny : Re : fitiavana daholo izany
miady ve ny pièce? eo no mahaliana koakoa



mety ho exceptioonneeeeeeel aza raha izao koa ...
18. Zina ( 29/03/2007 18:56)
kelly13 [ Valio ] 29-03-2007 14:26:27
Lohateny : Re : fitiavana daholo izany
fa tena marina v oe aretina hono io oul lava b io? tsy haiko tsony ze naharenesaka an'io


kelly13, ie za ko efa naheno anio fa tsy afaka mi-confirmer hihihiih
19. pissoa ( 29/03/2007 18:59)
hihihi - tokony mba niakatra teo amile fandrina le sipa tamin'ny naka sary ! :-D:-D:-D
20. sitlo ( 29/03/2007 19:05)
amin'izao kosa tsy mila mampiasa fikopahan'afo intsony an, tonga dia tanana dia vita :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0492