Liste des messages

Liste des messages, inserés par andrea, par ordre de date
andrea ( 06/02/2009 08:49)
hoy ny gazety
mba vakio.. http://www.rue89.com/2009/02/05/madagascar-victime-de-ses-politiques-et-des-multinationales De mba mahaliana ny hevitrao... ... suite
répondu par naughtyboy le 17/02/2009 13:16
andrea ( 20/08/2007 16:06)
hafatra...
Lasa aiza dôly ny hafatro ? snif ! de adino sahady ve ? =(( :b :b... suite
répondu par Ralay le 03/09/2007 08:47
andrea ( 30/04/2007 07:57)
mbo to ho Adim nefa ... tssss !
za koa wa mbo te ho admin satria tia resaka sy mihainohaino sekiré .. - mba mangilikilika hoe iza i "xxx"? - iza ireo namana be-ps? - iza no be taraina? - aiza i salmo? - de afaka manao koa... suite
répondu par bozylove2 le 25/05/2007 14:53
andrea ( 20/04/2007 08:58)
marika fanontaniana mistingolika ?
hono wa, Ahoana kay ny fomba fanaovana ireny "?" ho lasa mistingolika? manana clavier spécial ve ? Salmo1, mahazo mamaly na resaka ho an'i olona lehibe aza.. elah manko mahay an'io.. :D :D ... suite
répondu par Fiffi le 26/04/2007 15:56
andrea ( 11/04/2007 09:52)
Tazomy fa tady lasan'ny olona hafa Miss SERASERA ..
Io ary izy fa lasa. http://www.sobika.com/miss-sobika-fanja.htm Ndry ry fasaly mapirafy .. sa kompatible sobika sy serasera ? Na izany aza .. Love foana !! ! manja e !!! ... suite
répondu par xxx le 14/04/2007 21:38
andrea ( 27/03/2007 19:35)
Leo BE ..
Hono waaaa .. Tsy haiko na izaho no somary niova .. na bestaka ny namana no lasa ni-grevy. Na tato ato, betsaka loatra ny resaka tsy misy lohany , tsy misy dikany ato amin'ny forum !!! Na izaho no... suite
répondu par Fiffi le 30/03/2007 20:33
andrea ( 26/03/2007 15:47)
Cinema ...
Efa elaela tsy nadeha Cinema .. Inona zao no sary mihetsika mbo mety jerevana ? afatsy 300, vao nahita ny forum nosoratan'fiffi manko .. ... suite
répondu par Fiffi le 27/03/2007 09:33
andrea ( 17/03/2007 08:59)
Happy Birthday NIKOPOL ..
zouaeeeezzzeee anniversaire niko. Que cette journée soit la tienne.... Et que toutes les copines serasera te réponde ... Aujourd'hui tu seras notre star.. sa tsy izany rankizy ?! ... suite
répondu par ftma le 19/03/2007 20:24
andrea ( 14/02/2007 11:08)
ANTI-STVALENTIN .... (mpifakatia s'abstenir ... )
ho ani'zay leo .. aleo indray mba ovaina ho fetin'ny tsy mpifakatia sa ahoana hoy ianareo ? [i]Nahitsin'i hery[/i]... suite
répondu par fasaly le 21/02/2007 12:10
andrea ( 14/02/2007 10:21)
fanontaniana kely
bjr, efa fantatro fa efa nandalo ilay fanontaniana fa tsy arako ny valiny.. ahoana ny atao raha manana fichier jpg de tiana apetraka eto amin'ny forum? ... suite
répondu par hery le 14/02/2007 10:29
andrea ( 12/02/2007 10:25)
mon annif
Dain kou !! akoatran'i watafom sy gloom de adinon'ny mes "namana " ny annif-ko =(( =((.. De za lasa mialina an'i Aino !!! (:-*).. de mbo omeo biz'oroka de lasa faifaly e !! ... suite
répondu par sitlo le 23/02/2007 14:44
andrea ( 31/12/2006 23:45)
tratry ny taona
Tratry ny taona 2007 .... Indrindra fa izay nanao fety double (Hery 8)) Saika adinoko .. hafatra manokana .... tena faly nahafantatra anareo ry fasaly (:-* miss serasera ) , Aino ( :-* zandry k... suite
répondu par felanawil le 03/01/2007 21:04
andrea ( 11/10/2006 07:13)
Volana tohiny ...
Ndao indray tohizana.. Niko> ianao no mamorona haingampanahy mahalasa eritreritra androany - volana karekare sa pompier manao zipo? sa hoe niverina ilay volana dia lasa voaborosy tsara ny lela teo a... suite
répondu par simplex le 14/10/2006 21:49
andrea ( 24/02/2006 14:01)
Resak'olona lehibe
Ry mpikambana, Manao ahoana daholo tompoko ô ! Mba miangavy raha afaka antokana amin'ny loha-hevitra iray ny resaky ny olana lehibe (mihaotra ny 18 taona? ohatra 'Lohateny sodomie vao nampidirin... suite
répondu par majakely le 02/03/2006 12:37
andrea ( 03/02/2006 13:04)
Nounou
Manahoana daholo o! Mitady olona "nounou ponctuelle" : Sao mba mahafantatra vehivavy lehibe (entre 40 et 50 taona) mipetraka Paris (na akaiky) afaka mitaiza zaza 2 ao an-trano ianareo, fotoana ke... suite
répondu par Fiffi le 08/02/2006 06:13
andrea ( 05/10/2004 10:07)
L’e-gouvernance
Nisy intreview nataon\'i Olivier Robinson, [ directeur général des TIC (Technologies de l’Information et de la Communication) au ministère des Télécommunications ] Lahatsoratra tao amin\'ny e... suite
répondu par fijo le 14/10/2004 20:07
andrea ( 29/09/2004 13:00)
Inona no atao hoe fahasambarana ?
Nisy ankizy nandefa hafatra nanotany hoe : c\'est quoi le bonheur ? Mba alefaso ny hevitrareo hoe ? ... suite
répondu par fijo le 18/10/2004 21:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0226