Resak'olona lehibe

1. andrea ( 24/02/2006 14:01)
Ry mpikambana,
Manao ahoana daholo tompoko ô !
Mba miangavy raha afaka antokana amin'ny loha-hevitra iray ny resaky ny olana lehibe (mihaotra ny 18 taona? ohatra 'Lohateny sodomie vao nampidirina androany' ).
Betsaka manko ny zaza tsy ampy taona mpikambana eto.
Manahirana ny mitaiza ankehitriny...

Misaotra mialoha
novalian'i majakely ny 02/03/2006 12:37
2. Fiffi ( 24/02/2006 14:05)
marina tokoa izany , fa na dia ampy taona aza anie misy hiany ny ankizy mbola tsy tokony ahafantatra an'izany fa aleo hiany ny reniny no milaza sy mampianatra azy @ izany fa tsy eto hita be maso eto
3. majakely ( 24/02/2006 15:10)
tena marina zany andrea ,,zah zao efa ampy taona fa tsy haiko akoriny hoe inn zany ??hihihi:-D:-D
4. fasaly ( 24/02/2006 16:31)
verezin'ny tanora nareo zany, ny tanora ndray ve no hoi ampianarina zavatsa!!!!!ny ankizy mou zany e!:°)
5. vancleef ( 24/02/2006 17:24)
Tsy hoe te hanakorotana aho faha mba eritreritra mandalo fotsiny.Faha anga rehefa hafenina any @ resak\'olon-dehibe ilay izy dia tsy manahirana intsony ny mitaiza ny ankizy ? Voa maika aza fantany hoe atsy misy resaka tsy azony jerena sady feno ary tsy misy afatsin\'ireo sady @\'izay tsy misy polisy misava karan\' mpanondro ao dia manitikitika nay sainy bebe kokoa. Ianao ve tsy ankizy taloha ? Ny zavatra voarara ihany no mahaliana ! Tsy mahazo mifoko sigara ! aza milalao fantsika ao @ prise sns sns. Avela fotsiny izy hanandrana mifoka sigara dia kofina dia tsy tia sigara intsony na manatsofika fantsika ao anaty prise dia rehefa tratsan\'ny courant dia faihy. Na raranao aza izy dia fantany @\'ny alalana hafa ihany ilay izy ka tsy aleho ve miresakan\'aminy tsotra fotsiny dia hazavaina azy
6. fasaly ( 24/02/2006 17:59)
vanecleef:ié marinazany: zay tam mbola kely rehefa visa A no mandeha am tele de tsy maintsy mande matory hono ny ankizy, de mody lasa mandeha matory fa rehefa mihidy trano ao am salon ao ry zareo olondehibe mijery film visaA DE mahita fika foana zay mitsikilo mijery , misy lavaka kely iny fanatsofohana lakilé eo ambaravarana avy ato ambadika de eo zay no mikanikany mijery lay film fa milay beuh an!:°):°):°) kanefa zay tsy nanao pratik tamzany fa fantatray fotsiny ny zavamaisy rehetsa sy ny fanaon'ny olondehibe:^):°):°):°)
7. Fiffi ( 24/02/2006 18:15)
vancleef: izao kosa aloha ny ahy an! mananjanaka vavy aho ary ny hitako fa mahatsara ny fitaizana azy momban'izao fandehan'ny fiainana tsy dia hita ben'hiany izao dia aleko izaho no mampianatra , mampafantatra sy manazava ny fandehan-javatra mba tsy hisian'ny io fandehanana hitsokotsoko io indrindra . Hitako koa fa nohon'ny fahamatsorako miresaka aminy ary ny tsy fisalasalako ny miresaka aminy dia nisy "confience" be izy amiko ka dia ny firesahana tsy mihambahamba , ny fandinihana dia mandeha tsara ny resaka rehefa mahay mifanazava tsara:)
8. vancleef ( 24/02/2006 18:22)
Fiffi>ka ianao ange tsy afaka hanjara an'io fandehanana hitsokotsoko io indrindra ê. Mahay no ianao izy ary raha tsy avalanao mijery Internet ao an-trano izy dia mandeha any @ cybercafe na any @'ny namany
9. vancleef ( 24/02/2006 18:23)
Ilay voankazo voarara ange mamy be ê. jerevo i Eva
10. fijo ( 24/02/2006 19:02)
za koa momba an dravancleef eto.arakaraky ny handrarana an'io no vao miha hisisihany hijery azy.
nefa moa raha izay no olana,hafaka havadik'i hery sy ny mptantana ao amin'ny resak'olondehibe izany ka.
11. Fiffi ( 24/02/2006 20:19)
Ilay voankazo voarara ange mamy be ê. jerevo i Eva
marina aloha izany an! fa tsy aleo hoy aho ve aloha hampenarina ny ankizy ny zava-misy aloha ?
12. Herimiafina ( 25/02/2006 00:49)
8O8O8O8O
13. fasaly ( 25/02/2006 05:40)
fiffi efa curieux zao ny ankizy amzao fotoana ka tsy tàna e! aleo atao malalaka ny resaka hiafanaovana aminy ap antsano:wink:


hery; oujjjjjjjy inona njya ity tarehy vaovao ity:-D
14. Fiffi ( 25/02/2006 06:21)
Herimiafina: ka any am-pianarana koa anie ry zareo efa mianatra eh! dia mba ampiana tosika kely kosa eh! :*:*:*
fasaly: marina aloha izany eh! inona moa ny zavatra tsy hain'ny ankizy @ izao fotoana izao ? :-*:-*
15. rurik ( 25/02/2006 08:37)
Fiffi marina zany tena marina satria itako amiko izao za aloha tany ampianarana le tsy dia mamely reny e izany we tsy dia mahay loatra ,
dia ny olana dia ity ao atrano na dia miteny we vody aza tsy azo atao fa fitombenana , izany fampahafatarana ny fomba fahatongavan'ny fotoana zany moa tsy asina resaka mihintsy nefa ny tena vhv dia @izao fotoana izao aho izao vao miezaka mamatatra ny rehetra @alalan'ny net .
ka itako fa marina reo resaka eo ambony ireo .
16. isrine ( 25/02/2006 13:57)
Efa nisy anie ny resak'olondehibe teto e, sa? Fa mba niditra t@ ilay izy aho in-1 andro fa isika ihany manao resaka toy ny zazakely tao anatin'ilay izy.
17. Herimiafina ( 26/02/2006 01:36)
Fiffi: :-*:-*:*:*
18. Fiffi ( 26/02/2006 07:19)
Herimiafina: :*:*
19. watafon ( 26/02/2006 07:25)
hatraty k hatrary !!!
20. fasaly ( 26/02/2006 11:57)
:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1474