L’e-gouvernance

1. andrea ( 05/10/2004 10:07)
Nisy intreview nataon\'i Olivier Robinson, [ directeur général des TIC (Technologies de l’Information
et de la Communication) au ministère des Télécommunications ]
Lahatsoratra tao amin\'ny express madagascar momban\'ny e-gourernance.

Efa manana site internet ny gourvenement zao .

Ity ilay article


http://www.lexpressmada.com/article.php?id=24947&r=6&d=2004-10-04

Dia mba lazao izay fahitanareo azy ?
Amiko hezaka izay lehibe ho an\'ny firenena .
novalian'i fijo ny 14/10/2004 20:07
2. nykanto ( 05/10/2004 10:56)
Hevitra tsara sady mahomby !!! mendrika ny ho tohanana sy hampaherezina ny fametrahana sy fanantontosana azy.
3. fijo ( 05/10/2004 21:01)
tsara ilay hevitra saingy,ny fanontaniana dia izao.80% ny gasy dia tantsaha ary maro no tsy dia lasa lavitra tamin\'ny fianarana.ka moa ve hanamora ny fiainan\'izy ireo izany resaka informatika izany?nefa ny ankamaroana\'ny mitovy taona taminay mba nianatra aza sahirana momba azy io?
4. kally ( 06/10/2004 15:21)
Dia mankaiza amin\'ity jiro tapaka lava ity?E-gouvernance ve no mahamay nefa ny jiro aza tapaka ihany tontolon\'ny andro(tontolon\'ny alina manko e!) sady any an-tanànanay aza mbola jiro petrole sy labozia ve dia...aiza ary izany??? :?:
5. andrea ( 06/10/2004 17:20)
kally> hay ve ? dia mahavita mijery internet aminy jiro petrole zany any amin\'ny tananareo ? sa aamin\'ny atoandro ihany ?
6. fijo ( 06/10/2004 19:50)
rehefa miteny hoe tanana ny olona dia any ambanivohitra niaviana no tiana lazaina.mazava hoazy fa tsy any intsony izy no mipetraka fa toa ny miasa rehetra,aty antanandehibe,fa mahatsiaro ny misy any aminy sy milaza izay hiainany any.izay no nilazako hoe 80%ny gasy mbola tambanivohitra ka tena hisy vokany ve raha izay no atao lohalaharana amin\'ny tanjona?asa aloha fa ahiahy ny ahy iny.
7. andrea ( 06/10/2004 21:06)
fijo > salit ! tena marina izany fa 80% ny gasy dia tantsaha. Ny tanjona ho tratrarina voalohiany amin\'ilay programme raha araka ny fahazahoako dia hanova ny taratasy rehetra ho lasa electronique. Mba ho haigana ny fanaovana taratasy. Ohatra raha maka copie de naissance dia rehefa manana ilay carte d\'identité electronique dia atsofika amin\'ny borne fa tsy mila fahamarinamponenana , na milahatra lava be ..sns .. Na tatsaha na olona mipetraka ville rehefa tonga any amin\'ny fokontany mitovy zo daholo.. Natao ho an\'ny gasy rehetra io fa tsy ho an\'ny 20% fotsiny ...Tsy tsara ve zany .... Mbola maro ireo ankizy teraka tsy voasoratra any ampokontany , tsy manana copie sy carte d\'indetité ... Fa ny olona sasany, raha manao ezaka kely dia tonga dia kianina be sady masiaka firesaka !
Tsy hitako izay fifandraisan\'ny jiro tapaka amin\'ny fanana\'ny olona tsirairaypasseport sy carte d\'identité electoniques :D
8. fijo ( 06/10/2004 21:46)
andrea>za anie manaiky fa tsara ilay hevitra e.fa izao no hitako.amin\'izao isika miteny izao dia 55% ny ankizy any ambanivohitra ankoatran\'ny tana no tsy manana copie.ny antony dia matahotra izy ny hiditra tribunaly hangataka sy hampanaovina sonia.zavamisy io fa tsy rediredy.dia ataonao ahoana no hamporisika olona toa izany hampiasa karapanondro electronika.tel maneno ao an trano aza tsy sahany ny mandray azy?
9. fijo ( 06/10/2004 22:31)
tsara saingy toa izay koa no fahitako azy.io toa ny 4 mi alefa mipetraka amina trano moderna misy ny rehetra.ngamba dia hirehatra ny trano.
10. ikaretsaka ( 07/10/2004 03:30)
manao an\'ilay hoe kabone foseptika atao fatsakana ary no nahiako.. na ilay ampidirina ao an-dakozia ny fatapera sy ny akoho sy ny gana!
11. fijo ( 07/10/2004 04:55)
ireo mihintsy no hitranga raha ny efa hita teny ankatso fotsiny no halaina ohatra.izany aza anefa ankizy \"manana bac\"
12. andrea ( 08/10/2004 07:36)
Tohiny : Mba jereo ange.
vaovao nivoaka androany .. Tohiny
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=25045&r=7&d=2004-10-07

Extrait :
L’informatique, est-ce un avènement ou une intrusion ? Quand le \" Directeur général des technologies de l’information et de la communication au ministère des télécommunications \" s’extasie avec \" l’administration électronique, le gouvernement électronique, la citoyenneté électronique \" (L’Express de Madagascar, 4 octobre 2004) faut-il, sur son exemple, chanter la gloire de ces services publics \" plus rapides, plus libres, plus accessibles \" ou bien craindre pour la confidentialité des informations qu’on croit, sans doute à tort, \" strictement personnelles \" ?
Ce serait franchement merveilleux, et surtout extraordinairement économique, qu’un Malgache de l’étranger obtienne une copie de son acte de naissance simplement en rentrant sur le site Internet du service des états civils à Madagascar. Les mots de passe sont pourtant singulièrement transparents sur \" la toile \" qu’on peut anticiper des piratages en règle. Ces techniquement possibles interceptions font-elles partie des \" obstacles et problèmes \" évoqués par les chefs d’institutions et de ministères ?
13. tsilan ( 08/10/2004 19:22)
Mbola vao eo am-panamboarana ilay kaompitera fahanana izao, koa rehefa vita io dia hanana kaompitera daholo ny tantsaha. Nefa kay moa 60%n\'ny olona tsy mahay mamaky teny koa. Dia ahoana izany?
Ndao indray fahanantsika, dia avelao fa mitsorika
14. fijo ( 11/10/2004 20:44)
izay ilay olana ange e.tsy hoe manohitra ny teknologia ny tenako,fa mba ampifanaraho amin\'izay misy ao an toerana aloha ilay izy.fa tsy hoe misy andian\'olona hafaka ampiasa azy dia ndao handany vola be fa tena hilaina io.
15. sambatra73 ( 12/10/2004 10:39)
Tsara io hevitra io, tsy maitsy ho tonga @ zany tanjona zany isika. Manohana ny hevitra zà fa zany 2005 zany no mahalasa saina. Fa amiko toa lasa aloa loatra ny sarety ;-) ka sao ho lasa ôtran\'ireny indostria éléfanta fotsy taloa ireny dray no iafaran\'izao fikasana zao: mety ho feno kompiotera (tsy maitsy novidina lafo = vola, na dia mety atao aza hoe déstôkazy ; lafo=devoara moral raha fanomezana avy ivelany) isaky ny adiministrat° isa-tsokajiny kanefa atraiza ny fanomanana (format°) n\'ireo mpiasa retraretra ao? Machine à écrire mécanique efa antitra be zany no itanao matetika refa miditra birao, ny ruban aza defa tena tsisy ilana azy mitsy (tsisy vola amidy) ary zara raha voavaky ny soratra @ taratasy azonao. Ka sao dia oe io ny ordi ambony latabatra, fa tsisy ranomaity ny imprimanty?? (io mbola lafo lavitra) Voataiza ve ny vahoaka itandrina ny zava-panjakana (tsy animba zany borna lazain\'i andrea ohatra, jerevo ny maazo ny lapan\'ny fitsarana mbola tsy voatokana akory defa angalarin\'ny olona ny flotteurs anaty W-C (itako t@ gazety 12/10)

Manantena fa efa voaevitry ny tompon\'andraikitra kosa zany retraretra zany miaraka @ fampianarana ny olona ampiasa ordi.

ikaretsaka: mbola tsy reko ndray zany kabone lasa fatsakana lol!!!

16. kitjo ( 12/10/2004 12:53)
Azafady aloha fa tsy voavakiko dol le hafatra etsy ambony rht fa sendra mandalo fts....

Amiko aloha tsy hitako izay maharatsy azy. Tys lavina anefa hoe misy ny zavatra mbola laharam-pahamehana(prioritaire) ankoatra an\'io, kanefa inona mo ano tokony andrasana raha fantatra fa tokony atao?

Ny antony koa dia ho an\' ny olona aty ivelany. Raha mba misy zavatra tadiavin\' ny olona, anatin\' ny Mondialisation tsika izao. Dia eritrereto hoe ny gvt aza tsy manana site d ahoana ireo \"investisseur\" na olona te ho any Dago?
Na tsy misy ny ilainy lotra aza ao efa zava-dehibe ny fisian\'io, image ho an\' ilay firenena.
Mba zavatra ofisialy koa .

Resaka site iny fa raha ilay e-gouvernance aloha dia ataoko fa tena ilaina tokoa ary anisan\' ny lakile voalohany hiadiana @ \"Tsolotra\" (corruption) io.
Ankoatra ny oe \"informatise\" dia eo ny fahafainganan\' ny asa koa.....manala @embouteillage satria tsy mila miverimberina.....Mampitombo ny \"productivite\" satria mihena ny fotoana laniana nefa tanjona iray ihany.....

Amiko dia hoe zavatra tsy maika angamba izany nefa tokony atao. Koa raha afaka atao moa na tsy maika aza tsy aleo vita aloha?

Mifampitohitohy be moa ilay lojika @ le izy fa amiko dia tsara io satria misy ny atao hoe \" Opportunity Cost\", izany hoe aleo mba manao an\' io dia mihena ny ressources hafa....
17. kally ( 12/10/2004 13:37)
Ka izy tsy ratsy fa tsy mifanaraka @ toe-javatra misy.Mbola be dia be ny zavatra tokony atao alohan\'io fa raha misy vola hanaovana an\'io ve nahoana raha izay tena maika aloha no atao.Tahaka ny hoe ny borosy nify tsy azo ka ny dentifrice no ilingilingiana vidiana e!Vola very fotsiny no iafarany.
18. kitjo ( 12/10/2004 13:40)
Dia borosina @ fanondro aloha fa aleo misy dentifrice toy izay ahontsana amzao na tsisy borosy nify aza....ihihhiiihih

Ekeko ange izany e, fa mba mahatsara ny zava-misy koa ange io araka ilay nazavaiko etsy ambony hoe manafaingana ny raharaha sns....eo ny fikarakarana taratasy....manampy @fiadiana @kolikoly....mba manisy qualite ny asa....ary mba standard kokoa.

Tsy haiko aloha e!
19. kally ( 12/10/2004 19:49)
Raha resaka ambony latabatra dia mety tokoa fa rehefa ampiharina dia vola very maina sy fatiantoka iray lavaka....
20. fijo ( 12/10/2004 20:25)
kitjo an,tsy milaza anie izahay na mitsikera hoe ratsy ilay izy e,fa mino kosa aho fa tsy hifanaraka amin\'ny vokatra tadiavina ny vokatra hazo noho ireo antony maro eo ambony ireo.ary hitako marina io voalazan\'i kally io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1794